APK.Mg

APK.Mg Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from APK.Mg, Information Technology Company, Lot 14 A 14 Iajaky, Ambositra.

💻 Manamboatra sy mivarotra application mobile vita gasy izahay
🔥 Manova hevitra ho lasa app azo ampiasaina
📲 Ataovy nomerika ny projet-nao dieny izao
📩 Manorata hafatra raha mila fanazavan

🚀 Application “Ny Tsenako” — Application mobile/PC fitantanana varotra!Tsy mila taratasy mety ho very sy potika intsony ...
22/04/2026

🚀 Application “Ny Tsenako” — Application mobile/PC fitantanana varotra!
Tsy mila taratasy mety ho very sy potika intsony ny fitantanana ny tsenanao (épicerie, demi-gros, grossiste, boutique, magasin,Quincaillerie, sns....)
👌 Amin’ity application sur android sy PC ity dia afaka :
✅ Manara-maso ny vola miditra sy mivoaka
✅ Mahafantatra ny tombom-barotra sy mason-karena
✅ Manaraka ny mpanjifa ananana trosa
✅ Manara-maso ny stock
✅ Mahita ny entana be mpividy indrindra
✅ Mamoaka facture ho an’ny mpanjifa (afaka imprimena A4,A5 ary papier thérmique)
✅ Manao tombana ny fiovaovan’ny tsena
✅ Mamoaka fichier exel ahafahana manao inventaire ny tsena
✅ Manara-maso ny tsena na dia any an-tany lavitra aza
Ny mampiavaka azy : Azonao apetraka amin’ny téléphone/ordinateur roa samihafa mba hahafahanao manaraka amin'ny fotoana rehetra, n’aiza n’aiza toerana misy anao ny fivoaran'ny Tsenanao.
💾 Akoatran'ny tahiry ao anatin'ny téléphone na ordinateur dia voatahiry any amin'ny serveur en ligne ihany koa ny asanao rehetra, na very aza ny fitaovana ampiasanao dia miverina avokoa ny asa rehetra rehefa miditra amin'ny fitaovana hafa amin’ny login anananao.
💰 Vidiny misy synchronisation : 50 000 Ar Application mobile/ 50 000 Ar logiciel sur PC
💰 Vidiny tsy misy synchronisation : 20 000 Ar Application mobile/ 20 000 Ar logiciel sur PC

✅ Raha liana :
📩 Mp : AKP.Mg
📝 whatsapp : 034 79 723 81
☎️ 034 79 796 00 / 037 94 087 54

🚀 Application “Ny Tsenako” — Application mobile/PC fitantanana varotra!Tsy mila taratasy mety ho very sy potika intsony ...
10/04/2026

🚀 Application “Ny Tsenako” — Application mobile/PC fitantanana varotra!
Tsy mila taratasy mety ho very sy potika intsony ny fitantanana ny tsenanao (épicerie, demi-gros, grossiste, boutique, magasin,Quincaillerie, sns....)
👌 Amin’ity application sur android sy PC ity dia afaka :
✅ Manara-maso ny vola miditra sy mivoaka
✅ Mahafantatra ny tombom-barotra sy mason-karena
✅ Manaraka ny mpanjifa ananana trosa
✅ Manara-maso ny stock
✅ Mahita ny entana be mpividy indrindra
✅ Mamoaka facture ho an’ny mpanjifa (afaka imprimena A4,A5 ary papier thérmique)
✅ Manao tombana ny fiovaovan’ny tsena
✅ Mamoaka fichier exel ahafahana manao inventaire ny tsena
✅ Manara-maso ny tsena na dia any an-tany lavitra aza
Ny mampiavaka azy : Azonao apetraka amin’ny téléphone/ordinateur roa samihafa mba hahafahanao manaraka amin'ny fotoana rehetra, n’aiza n’aiza toerana misy anao ny fivoaran'ny Tsenanao.
💾 Akoatran'ny tahiry ao anatin'ny téléphone na ordinateur dia voatahiry any amin'ny serveur en ligne ihany koa ny asanao rehetra, na very aza ny fitaovana ampiasanao dia miverina avokoa ny asa rehetra rehefa miditra amin'ny fitaovana hafa amin’ny login anananao.
💰 Vidiny: 50 000 Ar Application mobile/ 50 000 Ar logiciel sur PC
✅ Raha liana :
📩 Mp : AKP.Mg
📝 whatsapp : 034 79 723 81
☎️ 034 79 796 00 / 037 94 087 54

Address

Lot 14 A 14 Iajaky
Ambositra
306

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when APK.Mg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share