Fana Service Digital Center

Fana Service Digital Center FANANTENANA CONNECT

Salama jiaby atsika vahoaka eto antampony tanànan’Antalaha sy ny manodidina👋👋Somary manjombona 🌧🌧andro niany ity fa aza ...
04/05/2026

Salama jiaby atsika vahoaka eto antampony tanànan’Antalaha sy ny manodidina👋👋
Somary manjombona 🌧🌧andro niany ity fa aza atao sakana mitsidika ny "bureau Accompagnement administratif " manontany ireo service isankarazany izay afaka hanampianay anareo vahoaka.☺️🥰
Afaka miantso aminy numéro📞 037.57.293.06
Na tonga dia manatona aty aminy Fanantenana Antanambao 🏢

Salama ee! 🫱Aza adigna fa ny bureau Accompagnement administratif dia misokatra fo iniany ka tongava mitsidika manontany ...
01/05/2026

Salama ee! 🫱
Aza adigna fa ny bureau Accompagnement administratif dia misokatra fo iniany ka tongava mitsidika manontany izay mety manaharina anao fa izahay dia vonona hanampy anao hatrany 🥰🥰

Somary mangingina ny tsena alakamisy iniany ity fa ireo  service izay hita ato amin’ny Fanantenana dia maresaka lalandav...
30/04/2026

Somary mangingina ny tsena alakamisy iniany ity fa ireo service izay hita ato amin’ny Fanantenana dia maresaka lalandava😊😊. Tsy inona izany fa ireo karazana service maro samihafa izay mety ho hitanao ao amin’ny "Accompagnement administratif "

🔥Inona mo "Accompagnement administratif" izany? Tsy ino fa: Tolotra iray izay manampy ny olona (olom-pirenena, mpianatra, mpandraharaha...) amin'ny fanomanana na fikarakarana antontan-taratasy ara-panjakana.📂

🫰Ireo zavatra azonay anampiana anao
✔️fanomanana dossier administratif 📔
✔️fanampiana aminy CIN, pasipaoro, copie nahaterahana📑
✔️fanamboarana CV sy taratasy 📄
✔️fanampiana aminy fangatahana antserasera💻
✔️photocopie impression, scan 🖨 sy ny maro samihafa

📍Ka tongava mitsidika manontany izay mety manaharina anao fa izahay dia vonona mandrakariva ny hanampy anao
Antsoy ny laharana finday 📱037.57.293.06 na koa tonga mivantana aty amin’ny bureau🏢 Fanantenana
administratif
JM

🚨Sahirana amin’ny resaka taratasy na Misy fanontaniana manahirantsaina anao? 🤔Tahakan’ny 👇❌Filaharana lava❌️Taratasy tsy...
28/04/2026

🚨Sahirana amin’ny resaka taratasy na Misy fanontaniana manahirantsaina anao? 🤔Tahakan’ny 👇
❌Filaharana lava
❌️Taratasy tsy feno
❌️Fandaniam-potoana be sy ny sisa.

👉Avelao izahay no hanao azy ho anao!😊🙏
🔥Vahaolana aingana sy matihanina
🔥Tsy misy hadisoana, voalamina tsara
🔥Mitsitsy fotoana sy vola

Eto izahay vonona hanampy anao amin’ny: 🥰🥰
✔️Fangatahana pasipaoro
✔️Fanomanana antontan-taratasy
✔️Fanoratana taratsy ofisialy
✔️Torohevitra manokana

💼Haingana - azo antoka - tsiambaratelo

📍Akaiky anao izahay
📞Ka antsoy izahay dieny izao aminy laharana telefonina 037.57.293.06 na afaka tonga dia manatona mivantana aty @ Fanantenana ka aza misalasala fa vonona hanampy anao hatrany izahay ☺️☺️☺️

💥Ataovy mora ny fiainanao - izahay no vahalona!

23/04/2026

Mbola tsara atsika jiaby ee 🥰🥰
Somary ratsiratsy ny andro niany fa aza atao tambana mitsidika manontany ireo service maro samy hafa hita aty aminy Cyber Fanantenana Antanambao 😊
Ireo karazana service izay mety ho iatanao ao dia ireto avy:
-Misy ao ny "Multiservices" izany hoe aminy resaka impression,saisie, scan ary mbola itanao ao iany réparation téléphone ndreky ordinateur 💻📱🖨️
-Misy ao iany koa ny service d'accompagnement administratif izay afaka manampy anao aminy fikarakarana taratasy isankarazany 📝📃
-Ny radio JM📻 antsika iany koa dia nifindra aty amin'ny Fanantenana
Ka tongava mandalo aty antoerana raha ohatra ka misy mahaliana anao ireo service ireo👍
📍Toerana: Cyber Fanantenana Antanambao Antalaha
📱Contact: 037.57.293.06

Bonjour 👋👋Vous perdez du temps avec les papiers ? Vous ne savez pas par où commencer ?👉 Ne vous inquiétez plus, nous som...
20/04/2026

Bonjour 👋👋
Vous perdez du temps avec les papiers ? Vous ne savez pas par où commencer ?
👉 Ne vous inquiétez plus, nous sommes là pour vous accompagner !

✅ Constitution de dossiers administratifs
✅ Aide pour CIN, passeport, acte de naissance
✅ Rédaction de CV et lettres de motivation
✅ Assistance rapide, simple et sans stress

💼 Service fiable et accessible à tous
📍 Lieu : Cyber Fanantenana Antanambao
📞 Contact : 037 57 293 06

✨ Gagnez du temps et évitez les erreurs — confiez vos démarches à des professionnels !

Salama jiaby ee👋Ho antsika izay mbola tsy mahay na mbola tsy mahita hoe aiza no toeragna misy bureau ny "Accompagnement ...
17/04/2026

Salama jiaby ee👋
Ho antsika izay mbola tsy mahay na mbola tsy mahita hoe aiza no toeragna misy bureau ny "Accompagnement Administratif" dia anao kafa mirorogno aminy lalagna avy aminy Jack Aimée tonga aminy Cyber Fanantenana eo ankilany Tanamasoandron’ny fahasalama natoraly io no misy ilay bureau na koa afaka miantso aminy numero ny téléphone 037.57.293.06 ☺️☺️

16/04/2026

Tongava manatona zahay eto aminy Cyber Fanantenana Antalaha fa vonona hatrany hanampy anareo 🥰🥰🥰🥰

Address

Antanambao Antalaha
Antalaha

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fana Service Digital Center posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share