Multi-Focus Sonorisation

Multi-Focus Sonorisation “Avec Multi-Focus Sonorisation, offrez à votre événement un son puissant, clair et professionnel à un prix abordable !” 🔊🔥

Périphérique analogique à vendre ⚠️⚠️-DBX DriverRack PA2 : 1.000.000Ar (numérique)-Behringer Multicom Pro-XL : 350.000Ar...
18/08/2026

Périphérique analogique à vendre ⚠️⚠️

-DBX DriverRack PA2 : 1.000.000Ar (numérique)
-Behringer Multicom Pro-XL : 350.000Ar
-Apex dBQ-zero 32 band-Eq : 950.000Ar
-Ampli de puissance CA 20 60 final : 2.500.000Ar

Afaka manao test tsara vo mandoha vola⁉️
Mp ou 0342918775
Lieu : Ambodin’Isotry

✨"Isaorana any Tompo fa vita soa aman-tsara ny fampisehoana ezaka tenue ho an'ny chorale"Chorale Ambahona fieferana nata...
17/08/2026

✨"Isaorana any Tompo fa vita soa aman-tsara ny fampisehoana ezaka tenue ho an'ny chorale"
Chorale Ambahona fieferana natao tao amin'ny

Ity misy fotoana anakiray tsara be, Alamino dia ny izao ny fandaharam-potoana anao.Hetsika famitana sekoly anakiray any ...
11/08/2026

Ity misy fotoana anakiray tsara be, Alamino dia ny izao ny fandaharam-potoana anao.
Hetsika famitana sekoly anakiray any ambanivohitra lavitra be any,samia tonga daholo e,tsisy vidim-pidirana fa ento izay foinao hanohanana ny sekoly.

Rehefa vita fampisehoana no tena asa bé koa,mangorona, mibata, mampiditra Ary manamarina ny entana sao misy adino,aza de...
20/07/2026

Rehefa vita fampisehoana no tena asa bé koa,mangorona, mibata, mampiditra Ary manamarina ny entana sao misy adino,aza de bé adivarotra ianareo mpanjifa hajaina an.
Mirary anareo hahavita soa izay kasaina e.

✨ Gloire au Seigneur pour sa bénédiction ✨ Lieu : Espace FenitraGroupe évangélique : 💯 Soul 🎷 Guest : 🗣️Ysc ; Groupe JaJ...
19/07/2026

✨ Gloire au Seigneur pour sa bénédiction ✨
Lieu : Espace Fenitra
Groupe évangélique : 💯 Soul 🎷
Guest : 🗣️Ysc ; Groupe JaJa

FANKALAZANA FAHA 30 TAONA FILEOVANA FAHAMARINANA 67 HA,MEGA CONCERT,TROMPETRA FANANTENANA,TROMPETRA POLICE NATIONALE LIV...
12/07/2026

FANKALAZANA FAHA 30 TAONA FILEOVANA FAHAMARINANA 67 HA,MEGA CONCERT,TROMPETRA FANANTENANA,TROMPETRA POLICE NATIONALE LIVE, ANOSIZATO FAMONJENA, AMPANGABE SNS 11-07-26.
ISAN-TELOVOLANA FLM AMPITATAFIKA.

FLM FANEKENA COUM 67 HA CULTE LITURGIQUE ARAHANAVOKA-DEHIBE FARANANA ANTSAN-KIRA LEHIBE TOLAKANDRO MIRARY SOA NY FLM FAN...
12/07/2026

FLM FANEKENA COUM 67 HA
CULTE LITURGIQUE ARAHANA
VOKA-DEHIBE FARANANA ANTSAN-KIRA LEHIBE TOLAKANDRO
MIRARY SOA NY FLM FANEKENA COUM.

Address

Ambodin'isotry
Antananarivo

Telephone

+261342918775

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Multi-Focus Sonorisation posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Multi-Focus Sonorisation:

Shortcuts

Share