09/05/2026
✅Mitady micro cravate madio feo, mety ho an’ny vidéo, live, interview,vlog ... ve ianao?
Micro Cravate K9 sans fil – izay original sy double micro nefa amin'ny vidiny mirary no atolotray anao
💎 Ny tombony lehibe:
Double micro → mety tsara raha misy olona roa miresaka na interview
➡Efa misy bonnette anti-vent gris (Deadcat) → manapaka tsara ny rivotra, tsy misy souffle na bruit mikasoka afaka atao soloin'ilay éponge ✅
➡Réduction de bruit
➡Rechargeable
➡Autonomie: 6 heures
➡Portée hatramin’ny 20m → afaka mihetsika lavitra tsy tapaka ny feo
➡Mety ho an'ny finday type C na Iphone
💡 Ampiasaina ho an’ny:
Vidéo TikTok, YouTube, Instagram
Live streaming sy formation en ligne
Interview, Vlog, Podcast...
Alefaso ny commande raha liana fa stock limité ✅
Prix : 40.000ar
Manao livraison sy mandefa any amin'ny faritra ihany koa zahay !
immeuble Florida behoririka box 116
038.20.902.74