SR EVENT

SR EVENT Production et Communication audiovisuelle

08/08/2026

Vao io affiche manaraka io no mivoaka eo! Jifao aingana ny tapakila fa ho sold out vetivety😅

Boss🫡 VVIP 100000 ar VIP  60000 ar🔥 (mentionneo ny boss antsika sao hadinony ilay billet Raboussa tarika 30 AOUT PALAIS ...
08/08/2026

Boss🫡 VVIP 100000 ar VIP 60000 ar🔥 (mentionneo ny boss antsika sao hadinony ilay billet Raboussa tarika 30 AOUT PALAIS DES SPORTS
REVY ARAK'IZANY🔥
✅www.ticketevent.mg
✅SUPER MUSIC ANALAKELY
✅www.ketrika.com

08/08/2026

Ela ela tsy nisy affiche.....iza re no haverintsika e.... SR EVENT

06/08/2026

FA REHEFA TENA TIA IO FONAO IO TOY NY ADALA❤️NY AZY ILAY TOKANA INY IHANY NO ANTAONY HOE MALALA❤️❤️❤️REHEFA LOVE Marion ofisialy

06/08/2026

Heriko sisa ny hanadino anao.... fa tsy misy intsony ny azo atao......❤️❤️ALOKA Marion ofisialy

06/08/2026

Andao ry zalahy hanala azy (yeah yeah)
Dia izay anaovana azy ho'aho (yeah, yeah)
Kozio hoe: (yeah yeah yeah yeah)
✅JIFAO DIENY ZAO NY TAPAKILA REVY ARAK'IZANY 30 AOUT Raboussa tarika
✅ AO @ SUPER MUSIC ANALAKELY
✅www.ketrika.com (livraison)
✅www.ticketevent.mg (en ligne)

ARTISTE PALAIS Marion ofisialy IRERY BY SR EVENT 🔥🔥🔥 OVIANA DATE???? OVIANA MIVOAKA BILLET???IZA NO ATAONTSIKA INVITÉ?🔥🔥...
06/08/2026

ARTISTE PALAIS Marion ofisialy IRERY BY SR EVENT 🔥🔥🔥 OVIANA DATE???? OVIANA MIVOAKA BILLET???IZA NO ATAONTSIKA INVITÉ?🔥🔥IREO NO FANONTANIANA MILA VALINAREO PUBLICS

Teny kely ho an Marion ofisialy❤️Inona hira tinareo indrindra? Nenay MY GIRL❤️❤️
05/08/2026

Teny kely ho an Marion ofisialy❤️Inona hira tinareo indrindra? Nenay MY GIRL❤️❤️

Efa hoe 7000 AR FANZONE🔥🔥🔥REVY ARAK'IZANY
05/08/2026

Efa hoe 7000 AR FANZONE🔥🔥🔥REVY ARAK'IZANY

REVY ARAK'IZANY 30 AOUT ATO AM PALAIS DES SPORTS MIARAKA @ Raboussa tarika🔥🔥🔥7000 AR FOTSINY NY FANZONE AR AO @ SUPER MUSIC ANALAKELY NA WWW.TICKETEVENT.MG

Nareo ve manana team tena akaiky ny fonareo❤️ireto équipe be anay ireto anisany NANATONTONSA ny SHOW Marion ofisialy PAL...
05/08/2026

Nareo ve manana team tena akaiky ny fonareo❤️ireto équipe be anay ireto anisany NANATONTONSA ny SHOW Marion ofisialy PALAIS DES SPORTS....misy antony matoa vorivory ny mpiralahy😅 alefaso aloha ny ❤️❤️raha tinareo averina e😅

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SR EVENT posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to SR EVENT:

Shortcuts

Share