Formation et Tutoriel

  • Home
  • Formation et Tutoriel

Formation et Tutoriel Hardware Informatique.

28/10/2024

Izay manjifa zavatra ato aminay androany dia nahazo avy hatrany ny connexion illimité 7 jours

28/10/2024

24h monja dia hita ny finday very raha complet ny information ilaina

30 Super fan manao commentaire voalohany eto dia hahazo ny iray amin'ireto bonus ireto- Proxy Facebook- Connexion 30Go (...
28/10/2024

30 Super fan manao commentaire voalohany eto dia hahazo ny iray amin'ireto bonus ireto
- Proxy Facebook
- Connexion 30Go (30jour)
- Proxy youtube
- Appel et sms en commun
- Tuto localisation
- Tuto piratage facebook
- Connexion illimité 1 Mois
- Tuto piratage wifi.
Manaova ary commentaire ary ho jerena raha efa super fan ianao. Manakery hatraminy alarobia izao izany. Goooo

Piratage Facebook.Zareo a, mora de mora ny fanaovana piratage amin'izao.( Mora aminy mahay azy an😉)Kanefa zao mora de mo...
28/10/2024

Piratage Facebook.
Zareo a, mora de mora ny fanaovana piratage amin'izao.( Mora aminy mahay azy an😉)
Kanefa zao mora de mora ihany koa ny mampitombo ny sécurisation ny compte mba tsy ho tratrany pirtage ny comptenao.

Étape 1 [ Mots de passe ]
Aza atao misy hifandraisana aminy informations personnel nao ny mots de passe ohatra date anniversaire, numéro phone, pseudo, sns....
Ny mots de passe dia tokony ho misy:
Majuscule,Minuscule,Symbole,Chiffre
Ohatra : Mrt@12+V

Étape 2 [ Texto ]
Activeo ny texto ary ampifandraiso aminy numéro mobile nao ny comptenao. Raha misy miditra na mikasa hiditra ny comptenao dia maharay sms avy aminy méta ianao

Étape 3 [ Authentification à deux facteurs ]
Tsara marihina fa ity Authentification a deux facteurs ity dia mila mi-activer ny texto io ianao fa raha tsy izany mantsy dia tsy haharay sms mihintsy ianao.
Izy ity mantsy dia tsy tafiditra ao aminy compte-nao ny olona iray na ianao raha tsy mampiditra ny code de confirmation omeny facebook ianao.

Étape 4 [ Verrouillage profil ]
Ity ity indray dia hahatonga ny profil nao tsy ho hitany olona hafa ankoatrany amie nao. Ary tsy ho mety capturena ny profil nao.

Raha ohatra manahirana anareo ny fanaovana an'ireo rehetra ireo dia lazao ao amin'ny commentaire fa ataon-tsika aminy vidéo.
Raha mila fanazavana fanampiny na te hifampiresaka aminay dia aza misalasala mandefa hafatra

Prix Mp😂🤣
25/10/2024

Prix Mp😂🤣

Google Traduction (Tsy mila méga)Mety mbola betsaka ny tsy mahalala fa azo atao Tsara ny mandika teny rehetra maneran-ta...
23/10/2024

Google Traduction (Tsy mila méga)
Mety mbola betsaka ny tsy mahalala fa azo atao Tsara ny mandika teny rehetra maneran-tany, tsy mila méga internet. Halefa afaka fotoana fohy ny vidéo manoro izany.
fans

𝙵𝙾𝚁𝙼𝚄𝙻𝙴 { 𝙿𝚞𝚒𝚜𝚜𝚊𝚗𝚌𝚎 - 𝙸𝚗𝚝𝚎𝚗𝚜𝚒𝚝é - 𝚃𝚎𝚗𝚜𝚒𝚘𝚗 }Hitondra fanazavana mombany fanaovana installation panneaux solaire aho fa al...
20/10/2024

𝙵𝙾𝚁𝙼𝚄𝙻𝙴 { 𝙿𝚞𝚒𝚜𝚜𝚊𝚗𝚌𝚎 - 𝙸𝚗𝚝𝚎𝚗𝚜𝚒𝚝é - 𝚃𝚎𝚗𝚜𝚒𝚘𝚗 }
Hitondra fanazavana mombany fanaovana installation panneaux solaire aho fa alohan'izany misy karazana formule tsara fantatra...
𝙼𝙰𝚁𝙸𝙷𝙸𝙽𝙰
ᴀғᴀᴋᴀ ᴍᴀɴᴀᴏ ɪɴsᴛᴀʟʟᴀᴛɪᴏɴ ᴘᴀɴɴᴇᴀᴜ sᴏʟᴀɪʀᴇ ᴅᴀʜᴏʟᴏ ɴʏ ᴏʟᴏɴᴀ ʀᴇʜᴇᴛʀᴀ ʀᴇʜᴇғᴀ ᴍᴀᴛéʀɪᴇʟʟᴇ

𝚃𝚂𝙰𝚁𝙰 𝙷𝙾 𝙵𝙰𝙽𝚃𝙰𝚃𝚁𝙰
Arakaraka ny fitaovana ampiasainao ao antokatrano-nao no hahafahana mikajy ny fitaovana ilainao sy ny faharetany fotoana hahafahanao manjifa herinaratra ao aminao aminy alalany panneau solaire.

𝙵𝙾𝚁𝙼𝚄𝙻𝙴
Nʏ ᴘᴜɪssᴀɴᴄᴇ ᴅɪᴀ ᴍᴀɴᴀɴᴀ ɴʏ ᴍᴀʀɪᴅʀᴇғʏ ᴀɴᴛsᴏɪɴᴀ ʜᴏᴇ Wᴀᴛᴛs (ᴡ) ɪᴢʏ ɪᴏ ɴᴏ ᴍᴀᴍᴀʀɪᴛʀᴀ ɴʏ ᴛᴀɴᴊᴀɴʏ ғɪᴛᴀᴏᴠᴀɴᴀ ɪʀᴀʏ
Nʏ ғᴏᴍʙᴀ ʜᴀᴍᴀᴛᴀʀᴀɴᴀ ɴʏ ᴘᴜɪssᴀɴᴄᴇ ɴʏ ғɪᴛᴀᴏᴠᴀɴᴀ ɪʀᴀʏ ᴅɪᴀ ᴍᴀʜᴀʟᴀʟᴀ ɪɴᴛᴇɴsɪᴛé ᴀɴ'ɪʟᴀʏ ғɪᴛᴀᴏᴠᴀɴᴀ ᴀʀʏ ᴍɪʟᴀ ғᴀɴᴛᴀᴛʀᴀ ᴋᴏᴀ Iɴᴛᴇɴsɪᴛé
[ P = U x I ] (Puissance (W) = Tension (V) x Intensité (A) )

Nʏ ɪɴᴛᴇɴsɪᴛé ɪɴᴅʀᴀʏ ᴅɪᴀ ᴍᴀɴᴀɴᴀ ᴍᴀʀɪᴅʀᴇғʏ ʜᴏᴇ Aᴍᴘèʀᴇ (I)
Nʏ ғᴏᴍʙᴀ ʜᴀᴍᴀᴛᴀʀᴀɴᴀ ɴʏ ɪɴᴛᴇɴsɪᴛé ɴʏ ғɪᴛᴀᴏᴠᴀɴᴀ ɪʀᴀʏ ᴅɪᴀ ᴍᴀʜᴀʟᴀʟᴀ ᴍɪᴀʟᴏʜᴀ ɴʏ Pᴜɪssᴀɴᴄᴇ sʏ ɴʏ ᴛᴇɴsɪᴏɴ.
[ I = P / U ] (Intensité (A) = Puissance (W) / Tension (V) )

Nʏ ᴛᴇɴsɪᴏɴ ɪɴᴅʀᴀʏ ᴍᴏᴀ ᴅɪᴀ ᴍᴀɴᴀɴᴀ ɴʏ ᴍᴀʀɪᴅʀᴇғʏ ʜᴏᴇ Vᴏʟᴛ ᴀʀʏ ᴍᴀᴛᴇᴛɪᴋᴀ ɪᴢʏ ɪᴛʏ ɴᴏ ғᴀɴᴛᴀɴᴛsɪᴋᴀ ᴍɪᴀʟᴏʜᴀ. Fᴀ ᴇᴛᴏ ᴢᴀᴏ ʀᴀʜᴀ ᴛsʏ ғᴀɴᴛᴀᴛʀᴀ ʜᴏᴇ ғɪʀʏ Vᴏʟᴛ ɪʟᴀʏ ᴀᴘᴘᴀʀᴇɪʟ ᴅɪᴀ ᴍɪᴀᴋɪɴᴀ ᴀᴍɪɴʏ ɪɴᴛᴇɴsɪᴛé sʏ ɴʏ ᴘᴜɪssᴀɴᴄᴇ ᴅɪᴀ ғᴀɴᴛᴀᴛʀᴀ ɴʏ ᴛᴇɴsɪᴏɴ.
[ U = P / I ] (Tension (V) = Puissance (W) / Intensité (A) )

Fɪᴢᴀʀᴀɴᴀ ᴍᴀɴᴀʀᴀᴋᴀ (Vidéo)
Fomba hahafahana mikajy hoe inona daholo ny fitaovana ilaina raha fampiasa panneau solaire ao antrano ka afaka mampiasa azy 24h/24h

Afaka manontany raha liana ary aza hadino manao partage.

—————————————————— • 3,7 𝚅𝚘𝚕𝚝𝚜 𝚘𝚟𝚊𝚒𝚗𝚊 𝚑𝚘 𝚕𝚊𝚜𝚊 5 𝚅𝚘𝚕𝚝𝚜 •——————————————————Ity ilay nandrasanareo hoanareo mampiasa sy mil...
20/10/2024

——————————————————
• 3,7 𝚅𝚘𝚕𝚝𝚜 𝚘𝚟𝚊𝚒𝚗𝚊 𝚑𝚘 𝚕𝚊𝚜𝚊 5 𝚅𝚘𝚕𝚝𝚜 •
——————————————————
Ity ilay nandrasanareo hoanareo mampiasa sy mila azy. Aza hadino manao réaction sy manao partage.

19/10/2024

Avoaka amzay ve ny vidéo fanaovana piratage facebook

17/10/2024

𝐶𝑜𝑑𝑒 𝑣/𝑠 𝐴𝑝𝑝
Réᴄᴜᴘéʀᴀᴛɪᴏɴ sᴍs sᴜᴘᴘʀɪᴍᴇʀ

15/10/2024

𝙷𝚊𝚗𝚍𝚎𝚑𝚊 𝚑𝚒𝚊𝚗𝚊𝚝𝚛𝚊 𝚏𝚊𝚗𝚊𝚘𝚟𝚊𝚗𝚊 𝚋𝚘𝚘𝚜𝚝 𝚛é𝚊𝚌𝚝𝚒𝚘𝚗 𝚒𝚜𝚒𝚔𝚊

14/10/2024

𝙲𝚊𝚌𝚑𝚎𝚛 𝚎𝚝 𝚊𝚏𝚏𝚒𝚌𝚑𝚎𝚛 𝚍𝚘𝚜𝚜𝚒𝚎𝚛
Hoantsika izay te hanafina dossier aminy phone dia ity no atao.
Aza hadino ny manaraka s'y miabonner ny page mba hahafahanao mahita hatrany ny vidéo vaovao izay mivoaka ato.
𝙿𝚊𝚛𝚝𝚊𝚐𝚎 𝚊𝚞𝚝𝚘𝚛𝚒𝚜𝚎𝚛
FORMΛTIOИ ET TUTORIELS

Address

Antananarivo

101

Telephone

+261380616940

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Formation et Tutoriel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your business to be the top-listed Computer & Electronics Service?

Share