Mika Tech

Mika Tech ☎️📞0384090354📞☎️
💻 🛠️ Expert Maintenance & Solutions IT💻

🖥️💡 PC tsotra fa tena mahaliana rehefa fantatra kely ny ao anatinyMaro amintsika no mampiasa ordinateur isan’andro nefa ...
28/06/2026

🖥️💡 PC tsotra fa tena mahaliana rehefa fantatra kely ny ao anatiny
Maro amintsika no mampiasa ordinateur isan’andro nefa tsy tena mahalala hoe inona marina no mitranga ao anatiny rehefa miasa izy.
Andao hojerena tsotra kely 👇
🧠 RAM sy Dual Channel
Ny RAM dia toy ny latabatra fiasan’ny PC.
Rehefa kely ilay latabatra dia miadana ny asa, fa rehefa malalaka dia afaka mametraka zavatra maro miaraka.
👉 Rehefa mampiasa Dual Channel ianao (RAM 2 miasa miaraka), dia toy ny manana latabatra 2 mifanampy:
haingana kokoa ny asa
tsy mora “mikatona” na mi-lag
tsara kokoa amin’ny jeu sy multitâche
💡 Tsy hoe “RAM be” fotsiny no zava-dehibe, fa ny fomba fiasany koa.
🔄 PC = système miverimberina foana
Isaky ny mampiasa PC ianao dia misy cycle kely foana:
👉 Manindry souris/clavier ianao
👉 Mandray ilay baiko ny processeur
👉 Miasa ao anatiny izy
👉 Miverina miseho eo écran
Toy ny “conversation” tsy mitsahatra eo aminao sy ny PC izany.
⚡ Fehiny
Ny PC dia tsy “boîte magique”, fa rafitra miasa mifandray tsara fotsiny.
Rehefa mahafantatra kely an’io ianao dia mora kokoa ny mahatakatra ny olana rehefa misy “lag” na “freeze”.

RTX re zao😱😱Ôtranizao ny poussière ao anatiny rehefa tsy voadio matetika ary tena manimba zavatra. Nodiovina ary natao P...
23/06/2026

RTX re zao😱😱
Ôtranizao ny poussière ao anatiny rehefa tsy voadio matetika ary tena manimba zavatra. Nodiovina ary natao Pate thermique, sy pad thermique 😱 Grizzly Kryonaut daholo ny produit nampiasaina taminy. Ary tena nihidina be ilay Température 😱 . Mandray réparation na entretien foana aty amin'ny Atelier fa sur rendez vous hatrany. Ity ny lien Google maps hoan'izay tsy mahita ny toerana https://maps.app.goo.gl/xiKRdfmZsEQoMXV89


😱
18/06/2026

😱

Efa Tonga ilay Grizzly Kryonaut hoan'ilay nitady an. Sady nampidinina ny prix. Original hatrany nentsika👍 Prix: 30.000Ar...
10/06/2026

Efa Tonga ilay Grizzly Kryonaut hoan'ilay nitady an. Sady nampidinina ny prix. Original hatrany nentsika👍
Prix: 30.000Ar somary kelikely ireo iany ny tonga fa aza tara. 0384090354

Tsy nety pilotena ony ilay GPU fa vao ao anaty installation dia mihitsoka na manao écran bleu🤔 nandramany daholo ny pilo...
10/06/2026

Tsy nety pilotena ony ilay GPU fa vao ao anaty installation dia mihitsoka na manao écran bleu🤔 nandramany daholo ny pilote rehetra sy ny système d'exploitation fa tsisy vokany. Tsy ampy 2 minitra dia mbug sy maty ilay PC. Nataony pâte thermique fa tsisy vokany e🤦 efa kivy zalah oe maty ilay GPU🥺 . Soa fa teto anay😅 noentiny taty ilay izy ary notestena tamin'ny pilote tato aminay fa nihitsoka foana e🤦 nosokafanay ilay PC aveo dia itanay oe mety tsara ny pâte thermique ary ambony conductivité, fa saingy tsisy pad thermique. Nataonay ny recherche rehetra fa 0,5mm ny épaisseur idéal eo amin'ny Vram ary 1mm ny ambiny😁 nataonay ilay ambony conductivité moa ilay izy ary najaina tsara ny épaisseur. Ao anatin'ny installation pilote anefa dia possible hiasa à 100% ilay GPU ary hiakatra ny température izany. Ka raha tsisy pad thermique fa pâte thermique fotsiny dia hisy surchauffe eo amin'ny Vram ka hampihitsoka na anomo GPU mihintsy. Ra tsy voahaja koa ny épaisseur ny pad dia fotoana very maina sy vola very fotsiny izany fa tsy efficace akory. Vita tsara ilay PC ary avec garantie foana an. Fa mila avec conditions izay vao misy garantie. Fa tsy hoe mila pad thermique nefa pâte thermique fotsiny de misy garantie. Mifameno ireo ary tena important. Efa kelikely sisa ny pad 0,5mm ato aminay fa tsara tonga dia miantso. 0384090354 na manantona aty amin'ny Atelier na anao entretien na réparation. Ity ny lien Google maps https://maps.app.goo.gl/xiKRdfmZsEQoMXV89

💻 Ny performance tsara dia tsy miankina amin'ny puissance fotsiny.Pilote à jour, système voakarakara tsara, fanadiovana ...
04/06/2026

💻 Ny performance tsara dia tsy miankina amin'ny puissance fotsiny.
Pilote à jour, système voakarakara tsara, fanadiovana tsy tapaka ary pâte/pad thermique mbola mahomby no anisan'ny miantoka ny fiasan'ny PC amin'ny fomba milamina sy mahomby.
🔧 Ny entretien ara-potoana dia mampihena ny hafanana, misoroka olana maro ary manitatra ny androm-piainan'ny composants.
Mandray foana izahay na entretien, Diagnostic, réparation. Ity ny lien Google maps hoan'izay tsy mahita ny toerana https://maps.app.goo.gl/xiKRdfmZsEQoMXV89

🌡️ Tena ilaina ny pad thermique, ankoatra ny pâte thermique.Maro no mifantoka amin'ny fanoloana pâte thermique fotsiny, ...
04/06/2026

🌡️ Tena ilaina ny pad thermique, ankoatra ny pâte thermique.
Maro no mifantoka amin'ny fanoloana pâte thermique fotsiny, nefa ny pad thermique koa dia manana anjara toerana lehibe amin'ny fampangatsiahana ny VRAM, VRM ary ireo composants hafa. Tsy maintsy mifanaraka ny épaisseur ampiasaina mba hahazoana fifindran'ny hafanana tsara mankany amin'ny heatsink.
Pad thermique tsara sy épaisseur mety = refroidissement mahomby sy fiarovana ny composants. Efa misy ilay pad thermique mety amin'ny PC anao aty fa tongava manao entretien PC😁 ity ny lien Google maps hoan'izay tsy mahita ny toerana https://maps.app.goo.gl/xiKRdfmZsEQoMXV89

😍🙏 Isaorana ilay Nahary fa tafaverina eo amin'ny 70% ny asanay ary efa mandray ny réparation rehetra ankoatran'ny Reprog...
03/06/2026

😍🙏 Isaorana ilay Nahary fa tafaverina eo amin'ny 70% ny asanay ary efa mandray ny réparation rehetra ankoatran'ny Reprogrammation Bios 🙏🙏 efa miezaka mitady vaha olana hoan'izay izahay. Misokatra hoanareo rehetra ny Atelier manomboka rahampitso alakamisy na anao réparation na entretien. Efa misy koa ilay pad thermique 0,5mm sy 1mm hoan'ilay nitady. Ny Grizzly mbola misy fa sur réservation iany. Hoan'izay tsy mahita ny toerana dia ity ny lien Google maps https://maps.app.goo.gl/xiKRdfmZsEQoMXV89

😭😭FAMPANDRENESANA 😭😭/ AVIS IMPORTANTNoho ny olana ara-teknika tsy nampoizina😭 tamin’ny fitaovana fitahirizana angona (di...
01/06/2026

😭😭FAMPANDRENESANA 😭😭/ AVIS IMPORTANT
Noho ny olana ara-teknika tsy nampoizina😭 tamin’ny fitaovana fitahirizana angona (disque dur), dia données perdues💔 / data very no nitranga ka misy fiantraikany amin’ny réception sy suivi des réparations ato amin’ny Mika Tech.
Amin’izao fotoana izao, manao izay rehetra azo atao izahay ho an’ny récupération sy remise en service rapide du système de gestion des réparations.
Noho izany antony izany dia tsy afaka misokatra izahay rahampitso 😭😭(fermeture exceptionnelle).
Raha efa nametraka appareil (PC, laptop, sns) ianareo na misy réparation en cours, dia miangavy anareo mba hifandray aminay haingana amin’ny message na appel.
Miala tsiny indrindra amin’ny fanelingelenana (désagrément) ary misaotra amin’ny faharetana sy fahatokisana anareo.

AVIS IMPORTANT
Suite à un problème technique imprévu sur notre système de stockage de données (disque dur), nous avons subi une perte de données, ce qui impacte actuellement la réception et le suivi des réparations au sein de Mika Tech.
Nous travaillons activement afin de procéder à la récupération et à la remise en service rapide du système de gestion des réparations.
Par conséquent, nous serons exceptionnellement fermés demain.
Si vous avez déjà déposé un appareil (PC, ordinateur portable, etc.) ou si votre réparation est en cours, veuillez nous contacter rapidement par message ou appel.
Nous vous présentons nos sincères excuses pour ce désagrément et vous remercions pour votre compréhension et votre confiance.
Mika Tech – Atelier de réparation

Tena important be amin'ny ordinateur anie oa ny pâte thermique sy ny pad thermique e. Ary misy épaisseur tsimaintsy haja...
31/05/2026

Tena important be amin'ny ordinateur anie oa ny pâte thermique sy ny pad thermique e. Ary misy épaisseur tsimaintsy hajaina io fa ra sanatry kely loatra na ngeza loatra dia misy composant tsy mangatsiaka ao ka voamaika lasa michauffe ilay PC. Tsara foana jerena ny conductivité thermique, épaisseur ny pad izay vao soloina. Misy ilay pad thermique épaisseur 0,5mm , 1mm ary 1,5 mm ato aminay ary efa 12W/m*K daholo ny conductivité. Misy pâte thermique karazany maro koa. Ity ny lien Google maps hoan'izay tsy mahita ny toerana https://maps.app.goo.gl/xiKRdfmZsEQoMXV89

Address

Anosibe Ambohibarikely
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mika Tech posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share