18/11/2025
𝐓𝐞𝐧𝐚 𝐢𝐥𝐚𝐢𝐧𝐚𝐨 𝐦𝐩𝐚𝐦𝐩𝐢𝐚𝐬𝐚 𝐎𝐫𝐝𝐢 𝐧𝐚 𝐓𝐚𝐛𝐥𝐞𝐭𝐭𝐞 𝐚𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐫𝐚𝐧𝐨 𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐦𝐩𝐢𝐚𝐬𝐚𝐧𝐚 ‼️
Laptop Stand
Hoany Ordi Portable, Tablette , iPad , Macbook ... ⭐️ Misy karazany 4
Safidio izay ilainao 🙏🏼 vidéo en commentaire 📼
✅Modèle 1 Couleurs : Noir ⚫️ et Gris ⚪️
✅Modèle 2 Couleurs : Gris ⚪️
✅Modèle 3 Couleurs : Gris ⚪️
✅Modèle 4 Couleurs : Noir ⚫️
Ireto ny tombony amin'ny fampiasana support ordinateur (Laptop stand ) sy Support Tablette :
⭐️ Bonne posture : Manampy amin'ny fanitsiana ny haavon'ny écran mba hisorohana ny faharerahana amin'ny tenda sy ny Lamosina. Mahazo aina kokoa ianao mampiasa Ordinateur na Tablette
⭐️Meilleur Refroidissement : Ny support sasany dia natao mba hanatsarana ny fivezivezen’ny rivotra manodidina ny solosaina, manampy amin’ny fampangatsiahana sy ny fisorohana ny hafanana be loatra.
⭐️Meilleur performance Amin’ny alalan’ny fanomezana toerana tsara sy manara-penitra dia manamora ny asanao izy, manatsara ny fifantohana sy ny hafainganana.
⭐️ Gain de Place : Fahazoana toerana bebe kokoa: Amin’ny fametrahana ny ordinateur amin’ny toerana avo kokoa dia afaka manome toerana fanampiny eo ambony birao izany, ahafahana mametraka fitaovana hafa.
⭐️Mety amin'ny fitsanganana sy fipetrahana: Misy support azo amboarina izay ahafahana miasa mitsangana na mipetraka, manampy amin'ny fampihenana ny fijanonana ela eo amin'ny toerana iray.
Efa eo avokoa ny mombamomba azy ⭐️
Prix Mora en MP 🎁
Livraison partout sur tanà ary mandefa faritra 📦
Magasin Manakambahiny en face de la station shell 📍 𝗠𝗣 𝗼𝘂 𝟬𝟯𝟴 𝟱𝟴 𝟱𝟲𝟭 𝟵𝟰 ☎️