06/06/2026
⚽🥅 Nanomboka ny 28 Aprily ary hitohy hatramin’ny 28 Jona 2026 ny fifanintsanana Orange Challenge U20!
🔥 Efa manakaiky ny dingan’ny ampahefa-dalana isika izao. Koa manasa antsika rehetra hiara-hientana sy hanohana ireo ekipa antsika isaky ny Alahady eny amin’ny Stade Ivato / Stade Alarobia.
🎉 Aza adinoina ihany koa ny mitsidika ireo stand Orange sy Orange Money eny an-toerana oo, ahitana « animation » sy lalao maro samihafa ahafahanao mahazo goodies maro!
👉 Araho tsy tapaka ao amin’ny pejy UCEF ny valin’ny lalao sy ireo vaovao rehetra momba ny fifanintsanana.