3fprint

3fprint Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from 3fprint, Printing Service, Ambodimita Ambohimanandray Antananarivo, Antananarivo.

Bienvenue chez 3F PRINT- DTF ! 🖨Spécialistes de l’impression sur textile , nous transformons vos idées en réalité .
_____
📍Immeuble gris en face FJKM à côté du vétérinaire AMBODIMITA
☎ 038 57 120 32/ 038 94 982 97
📦 Service de livraison partout

Amin’izao Pentekosta izao, dia mirary andro feno fiadanana, firaisankina ary fitahiana ho anareo rehetra izahay.Mirary f...
24/05/2026

Amin’izao Pentekosta izao, dia mirary andro feno fiadanana, firaisankina ary fitahiana ho anareo rehetra izahay.
Mirary fankalazana sambatra miaraka amin’ny olona tianareo ❤️

3fprint

22/05/2026

« Mbola hiverina aho 😊»
👉🏽Rehefa tsy vitan’ny hoe afa-po ilay client, fa mbola zarainy hoe taiza izy nanao impression 😍.

----------------------------------------
🚚 Manao livraison faritra ihany koa izahay ✨
📩 Raha hi-commande afaka miantso na miditra mp avy hatrany
📍 Arrêt Tany Malalaka, immeuble gris en face FJKM Ambodimita, à côté du vétérinaire Ambodimita
📧 [email protected]
☎ 038 57 120 32/ 038 94 982 97

20/05/2026

😮 Mizara 1M GRATUIT ?! 🎁

ENY 😏
👉 1m 𝐦𝐚𝐢𝐦𝐚𝐢𝐦-𝐩𝐨𝐚𝐧𝐚
no azonao raha manao impression DTF 10m ato amin’ny 3F PRINT 💥

Efa manakaiky izao :
🎀 𝐅𝐞𝐭𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐑𝐞𝐧𝐲*
🇲🇬 𝐅𝐞𝐭𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐡𝐚𝐥𝐞𝐨𝐯𝐚𝐧𝐭𝐞𝐧𝐚*

Ka tsy aleo ve tonga dia mivatsy mialoha 😎✨

👕 Raha misehatra ao anatin’ny personnalisation ianao dia natao ho anao ity promo ity 🔥

🚨🚨 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐋𝐈𝐕𝐑𝐀𝐈𝐒𝐎𝐍 𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 🚨🚨

📩 Raha hi-commande dia afaka miantso na miditra MP avy hatrany 😉

----------------------------------------
📍 Arrêt Tany Malalaka, immeuble gris en face FJKM Ambodimita, à côté du vétérinaire Ambodimita
📧 [email protected]
☎️ 038 57 120 32/ 038 94 982 97

18/05/2026

🤔 Mbola vaovao aminao ve izany ?

Raha manao personnalisation ianao dia tokony ho fantatrao ity 👀🔥

Fanontaniana hitanay matetika ato amin'ny mp😄
🎥 Koa araho hatramin’ny farany ny vidéo 👇✨

🚨🚨MANAO LIVRAISON FARITRA🚨🚨
📩 Raha hi-commande afaka miantso na miditra mp avy hatrany

----------------------------------------
📍 Arrêt Tany Malalaka, immeuble gris en face FJKM Ambodimita, à côté du vétérinaire Ambodimita
📧 [email protected]
☎ 038 57 120 32/ 038 94 982 97

💥 17 000 Ar monja dia efa mahazo bâche ! 😍3m ? 4m ? 5m ? na mihoatra aza 💥👉 Mbola vita tsara foana ny manao impression a...
15/05/2026

💥 17 000 Ar monja dia efa mahazo bâche ! 😍

3m ? 4m ? 5m ? na mihoatra aza 💥

👉 Mbola vita tsara foana ny manao impression an'izany !

🚚 Manao livraison faritra ihany koa izahay ✨
📩 Raha hi-commande afaka miantso na miditra mp avy hatrany

----------------------------------------
📍 Arrêt Tany Malalaka, immeuble gris en face FJKM Ambodimita, à côté du vétérinaire Ambodimita
📧 [email protected]
☎ 038 57 120 32/ 038 94 982 97

💸 Misehatra amin’ny varotra, restauration, salon de beauté sa événementiel ?Mitady impression tsara nefa vidiny mirary?M...
13/05/2026

💸 Misehatra amin’ny varotra, restauration, salon de beauté sa événementiel ?
Mitady impression tsara nefa vidiny mirary?
Mandray anao foana ny 3F PRINT ✨

✔️ Impression DTF
✔️ Impression PVC
✔️ Autocollant tsotra na prédécoupé
✔️ One Way Vision
✔️ Bâches
✔️ Roll up deluxe

🚨🚨MANAO LIVRAISON FARITRA🚨🚨
📩 Raha hi-commande afaka miantso na miditra mp avy hatrany

----------------------------------------
📍 Arrêt Tany Malalaka, immeuble gris en face FJKM Ambodimita, à côté du vétérinaire Ambodimita📧 [email protected]
☎ 038 57 120 32/ 038 94 982 97

08/05/2026

💐 Ho an’ny Fetin’ny Reny 👩‍👧💕
Manao impression 10m ianao dia mahazo 🎁 1m maimaim-poana 😍✨

Aza ela so tara ah .

----------------------------------------
📥 Afaka miantso na miditra mp avy hatrany
📞 038 94 982 97
📱 WhatsApp : 032 42 459 75
📧 [email protected]

Vakio tsara 😊Ho fanatsarana ny fikarakarana commande sy fanajana ny fotoana dia ampiharina ireto fepetra ireto 😊Izany re...
05/05/2026

Vakio tsara 😊

Ho fanatsarana ny fikarakarana commande sy fanajana ny fotoana dia ampiharina ireto fepetra ireto 😊
Izany rehetra izany dia hatao mba hiantohana ny kalitao, ny fanajana délai ary ny fanomezana fahafam-po anareo hatrany 🖨️✨

Mankasitraka 🙏

01/05/2026

Famintinana kely ny andro androany -1 Mey✨

Fankalazana ny Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Asa .

Naka pause kely aloha… fa rahampitso dia miverina mandray anareo am-pitiavana be ❤️.

🤝3FPRINT

📢 Mihidy izahay rahampitso Zoma 01 May noho ny fankalazana ny fetin’ny asa❤️.👉 Hisokatra indray ny Asabotsy 02 May 2026🕗...
30/04/2026

📢 Mihidy izahay rahampitso Zoma 01 May noho ny fankalazana ny fetin’ny asa❤️.
👉 Hisokatra indray ny Asabotsy 02 May 2026
🕗 Manomboka amin’ny 8 ora maraina ka hatramin’ny 12 ora atoandro 🥰🙏

————————

🏠 Arrêt Tany Malalaka, immeuble gris en face FJKM Ambodimita, à côté du vétérinaire Ambodimita
📞 +261 38 57 120 32 / +261 38 94 982 97
📧 [email protected]

Address

Ambodimita Ambohimanandray Antananarivo
Antananarivo

Telephone

+261389498297

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 3fprint posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to 3fprint:

Share