16/08/2026
🚗 TAMPON AMORTISSEUR PORTIÈRE 🚗
🔇 Leo ilay feo mafy rehefa manidy varavarana?
✅ Miaro ny portière amin'ny dona mafy rehefa manidy varavarana. ✅ Mampihena ny feo sy ny hovitrovitra. ✅ Miaro ny lokon'ny fiara sy ny sisin'ny portière. ✅ Mora apetraka, tsy mila fitaovana manokana.
💰 Prix : 20.000 Ar / 8 pièces
📍 Behoririka – Magasin Immeuble Sirène, Box N115, Rez-de-chaussée 📞 Tel : 038 90 201 75
🚚 Livraison possible eto Antananarivo ary mandefa any amin'ny faritra ihany koa.
👉 Ataovy milamina sy voaaro ny varavaran'ny fiaranao!