12/08/2026
📢𝐃𝐞́𝐜𝐨𝐮𝐯𝐫𝐞 𝐥'𝐄́𝐥𝐞𝐜𝐭𝐫𝐢𝐜𝐢𝐭𝐞́ 𝐩𝐞𝐧𝐝𝐚𝐧𝐭 𝐥𝐞𝐬 𝐕𝐚𝐜𝐚𝐧𝐜𝐞𝐬🔌.
Tianao ve ny Zanakao raha dieny mbola Kely izao dia efa mahay zavatra mahasoa azy rehefa lehibe?
➡ Ho an-antsika Ray aman-dreny manan-janaka Lahy na Vavy dia natao ho Azy ireo ity formation pratique mahakasika ny électricité ity.
Natao izao formation izao hoan'ny Ankizy mba ahazainy Izy ireo ny mikirakira ny fifandraisan'ny herinaratra na ny courant fa tsy miandry an'ny Dada sy Neny foana vao misy zavatra tsy milamina ny ao antokatrano.
𝕀𝕣𝕖𝕥𝕠 𝕒𝕧𝕪 𝕟𝕪 𝕫𝕒𝕧𝕒𝕥𝕣𝕒 𝕒𝕥𝕒𝕠:
✅Ahoana ny atao raha misy court-circuit (situations dangereuses ☣⚠)
✅ Inona avy ny karazana fitaovana ilaina rehefa hanao installation
✅ Inona avy ireo karazana fil
✅ Ahoana mampiasa fer a souder
✅ Manao branchement ana jiro tsotra sy va et vient
✅ Manao mini-installation ao an-trano (jiro,interrupteur,domino,prise,fusible sns)
✅ Ahoana mampiasa multimetre
✅ Ahoana ny ahafantarana ny fitaovana iray fa efa maty na tsy mandeha intsony
ℕ𝕪 𝕋𝕒𝕟𝕛𝕠𝕟𝕒 𝕒𝕟𝕒𝕪 𝕕𝕚𝕒 𝕞𝕓𝕒 𝕙𝕠 𝔸𝕟𝕜𝕚𝕫𝕪:
👉 Mandray andraikitra ao an-tokatrano sy manana ny ho avy tsara
👉 Manao zavatra ampisainana fa tsy manaonao zavatra fahatany
🤩 𝐻𝑜 𝑧𝑎𝑟𝑎𝑖𝑛𝑎𝑦 𝑓𝑖𝑡𝑎𝑜𝑣𝑎𝑛𝑎 𝑓𝑎𝑚𝑝𝑖𝑎𝑠𝑎 𝑚𝑎𝑡𝑒𝑡𝑖𝑘𝑎 𝑛𝑦 𝑚𝑝𝑖𝑎𝑛𝑎𝑡𝑟𝑎 𝑡𝑠𝑖𝑟𝑎𝑖𝑟𝑎𝑦.
🤩 Mahazo certificat ara dalana ihany koa izay mahavita formation
📅 andavanandro mandritran'ny ity vacance ity.
⏳ Faharetany :
✅Cours spécial vacance: Lundi au vendredi (5 jours),09h à 12h ou 13h à 16h
❗ Voafetra ny toerana ka aza asa misalasala miditra message na miantso anay raha mila fanazavana fanampiny.
📌Lieu: Anjanahary, route vers Mascar
📬 Mp pour plus d'information .
📱 Contact : 034 39 504 93 / 032 05 504 93
"𝓝𝔂 𝓯𝓪𝓱𝓪𝓲𝔃𝓪𝓷𝓪 𝓷𝓸 𝓪𝓶𝓹𝓲𝓷𝓰𝓪 𝓮𝓷𝓽𝓲-𝓶𝓲𝓪𝓭𝔂"