18/08/2026
Izay mbola tsy nahazo ,tongava malaky ô,
Ny Bokin'ny mpianatra anie misy ato amintsika daholo e, 🥰
👉 Librairie Loterana :
☝️Select Analakely (Apitan'ny Pietra Hôtel)
033 11 727 60
☝️ Esplanade Analakely ( Apitan'ny Poste )
038 18 731 41
☝️ Antaninarenina ( Ambonin'ny Sehatra maitso Antsahamanitra)
034 64 121 87