03/09/2025
Salama eee!!👋👋
Ny mora indrindra hatrany ☺️
Mbola eto foana izahay hanome fahafahampo anao amin’ny fikarakarana ny téléphone anao raha manana olana amin’ny fahasimban’ny écran, batterie, circuit de charge, dos ianao ☺️
-Manomboka amin’ny 60.000 ar monja dia miverina vaovao indray ny écran anao ✨
Koa aza misalasala manontany ao amin’ny Mp sy commentaires na ihany koa miantso ny laharana eo ambany raha mahakasika anao izany 😊✨
- Mandray commande ihany koa izahay raha vonona hiara hiasa isika any amin’ny faritra , mandefa any amin’ny faritra rehetra eto Madagascar izahay ☺️
Contact📞/Whats-App : 038.34.945.45