30/04/2026
✳️Ny fanendrena ireo Masoivohon'ny Repoblikan'i Madagasikara any ivelany dia maneho ny fanamafisana ny diplaomasia malagasy. Ny fitondram-panjakana malagasy dia manamafy ny finiavany hampamiratra an'i Madagasikara eo amin'ny sehatra iraisam-pirenena, hanamafy ny fiaraha-miasa ary hitondra am-pahatokiana ny feony eo anivon’ireo rafitra sy mpiara-miombon’antoka lehibe. Ny fanendrena ireo Masoivoho dia porofon’ny diplaomasia miasa sy mitodika amin’ny ho avy sy ho fampiroboroboana ny tombontsoa iombonana eto amin'ny firenena.
-----
✳️ La nomination des Ambassadeurs extraordinaires et plénipotentiaires de la République de Madagascar illustre avec force le dynamisme et le rayonnement de la diplomatie malagasy. À travers ces nominations, Madagascar affirme sa volonté de renforcer sa présence sur la scène internationale, de consolider ses partenariats et de porter avec conviction sa voix au sein des grandes instances et auprès de ses partenaires clés. Une nouvelle impulsion qui témoigne d’une diplomatie en mouvement, résolument tournée vers l’avenir et engagée dans la promotion des intérêts nationaux.