08/08/2026
Zava-dehibe fantarina rehefa manao formatage flash :
Tsy tsara atao amin’ny téléphone ny formatage, indrindra raha téléphone ambany RAM na version, satria moins performant izy raha oharina amin’ny ordi.
Izany no mahatonga :
– ela be ny formatage,
– mety ho tapahanao noho ianao leo miandry,
– ary ny ratsy indrindra : mety ho simba ny flash na carte raha tapahanao
Ny formatage tapaka dia mitovy amin’ny opération tapaka jiro :
tsy ho tafarina intsony ilay flash.
Raha nanampy anao ity fanazavana ity, zarao amin’ny namana fa mety ilainy,
ary aza adino ny mi-s’abonner.
Teneno ao amin’ny commentaire izay hevitrao momba azy.