01/07/2026
Rehefa hanao soudure iny ianao de otran'ny hoe mila tanana telo mihitsy vao tena milamina : ny iray mitazona Fer à souder, ny iray mitazona étain, ary ny fahatelo mitazona ny fil… 🤦♂️ Sahirana kely mits satria roa ihany anefa ny tanan-tsika.
Misy vahaolana ho anao izahay ato amin'ny Ma'Hay Électronique!
👉Kit Pistolet à Souder Automatique (60W).
Noho ny mécanique kely eo aminy, mandroso ho azy ny étain. Afaka manao soudure amin'ny TANANA IRAY fotsiny ianao izao! Afaka tsara ny tananao ilany hitazona fil na composants ho atao soudure.
Mety tsara ho an'ny fanamboarana appareil électronique, jiro LED, tariby ary ny asa madinika rehetra ao an-trano.
📦 Ireto avy no ato anatin'ity Pack ity :
1 Pistolet à souder (220V - 60W)
1 Rouleau étain tsara kalitao (50g)
1 Pompe à dessouder (hanalana ny soudure diso)
2 Pince brucelles (hitazonana ireo composant madinika)
💰 Vidiny mora dia mora : 40.000 AR fotsiny izy rehetra.
Contact:
038 11 628 27
037 87 134 54
033 47 075 48
034 78 535 12
Manao livraison rapide ary mandefa amin'ny faritra