15/03/2026
TONGAVA SOA ATO AMIN'NY CV & SARY PRO
Aza avela hisakana ny nofinao ny CV tsy dia raitra. Ny fahaizanao no ambarao, izahay no mandravaka azy ho matihanina!
Omenay anao ny tsara indrindra amin'ny: 👉 Fanamboarana CV (Modèle maro isafidianana). 👉 Lettre de Motivation maharesy lahatra. 👉 Fanamboarana sary araka izay tianao.
📍 Antsirabe sy manerana an'i Madagasikara (Online).
hoany ny namana rehetra mitady asa! Zarao ny pejy mba hanampiana ny hafa.
"