Chez Faneva O'brient

Chez Faneva O'brient Rêve, Ose et Agis ��

💠Salama aby ô !🔸Afaka mandalo aty antrano koa :▪Maka films sy séries▪Maka jeux▪Raha te hi-capte wifi koa. (Abonnement wi...
23/03/2026

💠Salama aby ô !
🔸Afaka mandalo aty antrano koa :
▪Maka films sy séries
▪Maka jeux
▪Raha te hi-capte wifi koa. (Abonnement wifi STARLINK )

✅Lieu : Isada eto @ fokontany.

✅Ho anareo manodidina Isada,Ampitakely,Anjoma,Tanambao,Canivet, Ambany Lycée,Imandry sy ny manodidina.

✅Ambony be anie ny débit de connexion e🥰

🔸Afaka izahay koa ny mamangy manao livraison an🥰

🔸Afaka miresaka @ mp na miantso mivantana koa :
▪Tel : 034 40 531 18.

✨ Salama aby ô !💠Ireto avy ny tolotra misy ato aminay :🔸 Mampanao abonnement wifi starlink izahay.(eo @ sary ambany ny p...
22/03/2026

✨ Salama aby ô !

💠Ireto avy ny tolotra misy ato aminay :
🔸 Mampanao abonnement wifi starlink izahay.(eo @ sary ambany ny prix !
▪fitaovana tsy maintsy hananareo izay te hi-capte :
✅Capteur 5G (Tenda,tplink,....) Raha somary lavitra ny misy anay de 5km reny.
✅Routeur
✅Cable réseau
✔Ny tarif hitanareo eo ambany @ sary !

🔸Mivarotra film, sériés,Drama,manga.
✅Afaka manao commande ianareo.
✅Manao livraison koa izahay
✔Maka film + 5 000ar dia miantoka frais de livraison

🔸Mampiditra Jeux ihany koa izahay.
✅Arakarakany Jeux tadiavinareo ny prix !
✅Afaka tonga aty koa ianareo mi-telecharge ny jeux ilainareo.

🔸Manao installations système windows sy mi-pilote ihany koa ( ho any ordinateur rehetra )

💠Aza misalasala mandefa mp na miantso mivantana na misy fanontaniana fotsiny aza.
▪Tel : 034 40 531 18
✅Misy whatssaap ihany koa io.

Address

Isada
Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Faneva O'brient posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share