Eighty Eight Ride

Eighty Eight Ride Livreur
Courseur
Taxi moto
📍Toamasina
Afaka miara miasa amin’ny orin’asa jiaby

Mp aty Toamasina
12/10/2025

Mp aty Toamasina

Za mi mok de efa sefako ijery
07/10/2025

Za mi mok de efa sefako ijery

Mmh émission fandaniam-potoana 😩

Kymco Racing ✅Injection économique ✅49 CC✅Logo d’origine✅Tableau mazava tsara✅Papier normal ✅Frein Disque avant Tsara ét...
07/10/2025

Kymco Racing
✅Injection économique
✅49 CC
✅Logo d’origine
✅Tableau mazava tsara
✅Papier normal
✅Frein Disque avant
Tsara état ny moto 🏍️
Contact : 0382656181
Eto Tamatave

29/08/2025

Misaotra tamin’ny fahatokisana 🙏
Misokatra hatrany ny fiaraha-miasa
Livreur, taxi-moto eto toamasina

25/08/2025

Tsara Tompoko ny fiaraha-miasa ary tiana mba hitoy 🙏❤️

14/08/2025

Taxis moto eto tamatave, Liveur 🏍️
Mankasitraka tamin’ny fahatokisana 🙏❤️🥹

04/08/2025

Mitohy ihany ny livraisons ntsika aan

Azon-tsika io ✊🏾🇲🇬🇲🇬🇲🇬
30/07/2025

Azon-tsika io ✊🏾🇲🇬🇲🇬🇲🇬

📍 Hisolo-tena an'i Madagasikara any amin'ny fifaninanan-kira Intervision 2025 izay hoatao any Rosia ny 20 Septambra izao i D-Lain sy Denise (DUO).

🔴 Izay mivoaka mpandresy amin'ity fifaninanana ity dia mahazo lelavola mitentina 300.000 euros na manodidina ny 1,5 milliard d’ariary.

30/07/2025

Afaka manao ny livraison ny entanao na aiza na aiza misy anao eto Toamasina 🏍️

29/07/2025

Misaotra amin ny fahatokisanareo 🥹🙏

Address

Ankirihiry
Toamasina
501

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Eighty Eight Ride posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share