30/12/2025
Réveillon surprise ary cadeau be ho antsika jiaby tsy ankanavaka ty na somary tampoka be aza ny pro.
Manome cadeau be ho anareo izahay sy ny mpitantana ny toerana vaovao vao isokatra ao Salazamay ( ) marivo Espace la famille.
Rahampitso 31decembre vers 21h Kara igny.
Soirée feno satria lamozika samihafa no hitanao ao.
Cadeau be oa io soiree io satria tsy misy vidim pidirana , vola ividianana boisson sy tsakitsaky fogna ataovy maro de mitondrasa ekipa solide
AZONAO AMZAY VE.?