CyberNet Madagascar

CyberNet Madagascar Cyber Café et cours d'informatique

14/07/2026
Misokatra  ofisialy ny cours du jour ary mitohy hatrany ny cours du soir, Manombok’izao dia misy isanandro ny cours info...
10/07/2026

Misokatra ofisialy ny cours du jour ary mitohy hatrany ny cours du soir,
Manombok’izao dia misy isanandro ny cours informatique ato @ CyberNet Ambohimandamina
Na hanao cours du jour na anao cours du soir,
ireto avy ny emploi du temps misy:
🧭☀️6h30-8h30
🧭☀️8h30-10h30
🧭☀️10h30-12h30
🧭☀️14h-16h
🧭☀️16h-18h
🧭🌃18h30_20h30
Anjaranao misafidy
Nouvelle rentrée: 03 Août 2026 hoavy izao.
🏃‍♀️‍➡️🏃‍➡️🏃‍➡️🚘Aza tara manoratra anarana du temps mifanaraka amanao Sao de feno bonheur.
Mandray mpiofana miantomboka @ 4eme miakatra

🏡Toeram-piofanana: CyberNet Ambohimandamina
⛽️032 86 891 79/ 034 81 711 77

Mitady mikrotik ve anao?Aza misalasala miants📞 032 86 891 79 / 034 81 711 77 Na miditra mp avy hatrany
28/06/2026

Mitady mikrotik ve anao?
Aza misalasala miants
📞 032 86 891 79 / 034 81 711 77
Na miditra mp avy hatrany

Cours informatique sy fampianarana mikabaryCyberNet Ambohimandamina manome toky atsika, Aza adino ny lundi 29 juin ny fi...
27/06/2026

Cours informatique sy fampianarana mikabary

CyberNet Ambohimandamina manome toky atsika,
Aza adino ny lundi 29 juin ny fidirana,
emploi du temps afaka isafidianana:
👉6h30-8h30
👉8h30-10h30
👉10h30-2h30
👉14h-16h
👉16h-18h
🤳Aza adino koa fa manana 2h de temps par jour @ connexion hoantsika mpianatra (gratuite io)
Afaka mitazona place @ alalan’ny antso (032 86 891 79/ 034 81 711 77 )
Na MP
Na manatona mivantana @ CyberNet ambohimandamina

Misokatra avy atrany ny varavarana ny fisoratana anarana,Tsy maintsy mahay ny tanjoana @ ty vacances itykoa aza misalasa...
25/06/2026

Misokatra avy atrany ny varavarana ny fisoratana anarana,
Tsy maintsy mahay ny tanjoana @ ty vacances ity

koa aza misalasala manatona mivantana am bureau " CyberNet Ambohimandamina ", akaiky école Avenir ary akaiky Cam Mahajanga , hoantsika avy am ville any, Tsy lavitra barrière (Campys Ambondrona), 100M miala eo fotsiny,
Na miantso: 032 86 891 79 Na 034 81 711 77

✍️Fampianarana Informatique 👉Informatique bureautique 👉Technicien en réseau informatique ✍️Fampianarana Kabary MalagasyA...
10/06/2026

✍️Fampianarana Informatique
👉Informatique bureautique
👉Technicien en réseau informatique

✍️Fampianarana Kabary Malagasy

Anao mahay no zavadehibe, ka aza tara fa voafetra ny toerana.
Afaka misafidy tsara @ emploi du temps
Rah mila fanazavana fanampiny, midira mp na miantso ireo numéro ireo.
Ny toeraCyberNet Madagascararar ( Ambohimandamina Mahajanga), akaiky école Avenir, akaiky Mosquée Al-Ghoufran,Cam Mahajangagaga

Efa misokatra ny fanoratana anarana.

Cours de vacances hoany lycée midinaary Cours hoan’izay te ahay malaky sy tsy de misy fotoana maromisafidy emplois du te...
10/06/2026

Cours de vacances hoany lycée midina
ary Cours hoan’izay te ahay malaky sy tsy de misy fotoana maro
misafidy emplois du temps tianao amnireo anao.
Ny inscription efa mande fa aza tara fa voafetra ny toerana
plus info: mp

aza adino rentré ntsika le 27 hoavy ioAry anao izay mbola ts nanoratra anarana tongava fa mbola misokatra, ary misokatra...
23/05/2026

aza adino rentré ntsika le 27 hoavy io
Ary anao izay mbola ts nanoratra anarana tongava fa mbola misokatra, ary misokatra isanandro
Toerana: CyberNet Ambohimandamina, akaiky école Avenir, akaik CAM (Centre de formation des langues)

Cours informatique Rentrée: @ 27 Mai 2026 oavy zaoecolage: 00Ar (tss Écolage, droit fotsiny)Aza tara misoratra anarana f...
16/05/2026

Cours informatique
Rentrée: @ 27 Mai 2026 oavy zao
ecolage: 00Ar (tss Écolage, droit fotsiny)
Aza tara misoratra anarana fa voafetra ny toerana.
Centre de formation CyberNet Madagascar
AMBOHIMANDAMINA akaiky école Avenir, akaiky CAM (centre de formation des langues), akaiky Mosquée Al-Ghoufran)
Plus info: 032 86 891 79/ 034 81 711 77
Na mp

Address

Amborovy

Telephone

+261323988581

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CyberNet Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to CyberNet Madagascar:

Shortcuts

Share