01/09/2026
CAMÉRA PHILIPS WI‑FI INTELLIGENTE
FIAROVANA SY FAHITANA MAZAVA ANDRO AMAN’ALINA
Ireo caractéristiques mampiavaka azy:
• Sary mazava Full HD, ahafahanao mahita tsara ny antsipiriany.
• Fahitana andro sy alina, ka mbola mahita mazava na dia ao anatin’ny haizina aza.
• Fihodinana motorisée hatramin’ny 360°, ahafahanao manara-maso efitrano iray manontolo amin’ny finday.
• Détection de mouvement, mandefa fampandrenesana avy hatrany amin’ny findainao rehefa misy fihetsiketsehana.
• Audio bidirectionnel: afaka mihaino sy miresaka amin’ny fotoana tena izy ianao.
• Fanaraha-maso lavitra amin’ny smartphone, na aiza na aiza misy Internet.
• Stockage amin’ny carte SD na Cloud, ahafahanao mitahiry sy mijery indray ny horonan-tsary.
• Connexion Wi‑Fi stable sy haingana.
• Installation mora Plug & Play, tsy mila fametrahana sarotra.
Mety tsara ho an’ny trano, birao, fanaraha-maso zazakely, biby fiompy ary ny fidirana sy fivoahana
Antsoy na alefaso hafatra: 038 85 654 55
Caméra Wi‑Fi intelligente —