FormDev

FormDev Passionné de la programmation, cette page est faite pour toi. Pages de partages de connaissance en
(1)

Le Rest API cheat cheat
27/03/2024

Le Rest API cheat cheat

MAMALY FANGATAHANA ASA SY MANDEFA CV FA TSY MISY VALINYMaro amintsika ato angambany no miaina anio amin'izao fotoana iza...
14/03/2024

MAMALY FANGATAHANA ASA SY MANDEFA CV FA TSY MISY VALINY

Maro amintsika ato angambany no miaina anio amin'izao fotoana izao. Mamaly karazana offre betsaka, tsy misy mamaly mihitsy, na mamaly iany fa 2 na telo, fa na izany ary tsy voaray. De kivy sy ketraka, mieritreritra mihitsy hoe tena tsisy ilaivana azy.

Tsara ho fantatra aloha ny fisiany atao hoe 'offre fantôme' izany hoe ilay offre tonga dia efa fantatra ny olona anao azy ao anatiny orinasa fa na izany aza dia atao publique iany ilay offre na fantatra izao ary fa tsy misy horaisina. Na koa mody misafidy olona ampanaovina entretien izay fantatra fa tsy ho raisina.

Tsara aloha rehefa mahita mitady mpiasa, manotany ilay orinasa. Manadihady hoe misy tokoa ve io orinasa io, misy tokoa ve ilay asa, manadihady ny mombamomba ilay orinasa, ny activités izay ataony (ilaina any anaty entretien ?), raha ataoko hoe mainty ianao mijery misy mpiasa mainty ve ao, raha Kristiana misy Kristiana miasa ve ao, misy olona mitovy fiaviana aminao ve ao. Raha tsy misy mihitsy de aza mieritreritra hanova ny politika anatiny orinasa izay tsy voasoratra naiza naiza.

Fa na misy izany ary aza kivy mandefa dossier amin'ny hitanao maharesy lahatra anao, de aza adino manatsara ny cv sy ny lettre de motivation.

Iza amitsika ato no efa nanao challenge mamaha code amin'ny edabit. Mafinaritra ity plateforme ity. Ankoatran'ny hackerr...
14/02/2024

Iza amitsika ato no efa nanao challenge mamaha code amin'ny edabit. Mafinaritra ity plateforme ity.

Ankoatran'ny hackerrank, letcode ary codingame, edabit itako tsotra kokoa no somary ahitana challenge mampahiratsaina rehefa micode. Afaka jerena amin'ny google ny solution nefa izany no atao hoe mitriche. ary tsy mampiakatra ny fahaizana amin'ny probleme solving izany.

Mazoto finaritra

05/02/2024

Depuis quelque temps, j'ai beaucoup entendu parler de l'IA, surtout du machine learning, et je voudrais en savoir plus sur ce domaine. 😊

D'après de nombreux articles et tutoriels, ce domaine deviendra indispensable pour les développeurs. Il existe de nombreuses bibliothèques en Python. 📚

Un "hello world" en ML consiste à faire reconnaître un nombre écrit à la main par le modèle à partir d'une image de 150x150 pixels, soit 300 paramètres représentant chaque pixel de l'image allant de 0 à 1. 🖼️

À l'aide de la bibliothèque RubixML en PHP, j'ai pu implémenter cette fonctionnalité en classifiant les données en "apprentissage supervisé". Les données sont stockées dans des fichiers CSV, puis importées en tant qu'"exportateurs". 🤖

14/07/2023
quiz 9
02/12/2022

quiz 9

18/11/2022

Symfony docs offline (no internet) 😊

quiz 8
17/11/2022

quiz 8

quiz 7
16/11/2022

quiz 7

quiz 6
15/11/2022

quiz 6

Quiz 4
14/11/2022

Quiz 4

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261342516025

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FormDev posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category