GDF game

GDF game Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from GDF game, Antaninandro face suprême center, Antananarivo.

-Vente de jeux video
-Sur Pc
-Sur Console
-Vente de matérielle de jeux:
-Manette de jeux
salle de jeux volant Logitech et ps4

034 90 020 16 ( commande et service réclamation)

034 68 104 79( service client 08h 30mn-17h 30mn)

Maro nareo ny manontany hoe aiza ny misy ny GDF GAME En face suprême center Ankadifotsy Afaka miantso ihany koa 📞034 68 ...
28/08/2026

Maro nareo ny manontany hoe aiza ny misy ny GDF GAME
En face suprême center Ankadifotsy
Afaka miantso ihany koa
📞034 68 104 79
Cliqué.na ny sary

https://www.facebook.com/share/p/1GoZPwjt3t/

Find local businesses, view maps and get driving directions in Google Maps.

26/08/2026

Iza daholo ilay mankafy GTA ato 😋,,, manalazy koa ry zalahy 🤣🤣🤣
Fa izany eo ihany fa tongava mampiditra jeux
GDF GAME en face suprême center Ankadifotsy
📞034 68 104 79

🎮 Ho anareo izay liana amin’ny jeux console !Tongava ao amin’ny GDF GAME fa afaka mampilalao anareo amin’ireo jeux conso...
25/08/2026

🎮 Ho anareo izay liana amin’ny jeux console !

Tongava ao amin’ny GDF GAME fa afaka mampilalao anareo amin’ireo jeux console tianareo izahay! 🔥

👉 Rahampitso Alarobia:
🏆 Izay manao match 08 dia mahazo cadeau : match 01 GRATUIT !

Aza tara fa miandry anao ny GDF GAME ! 🎮🔥

🎮 MANETTE PS4 SEMI-ORIGINAL – GREEN CAMOUFLAGEDisponible chez GDF GAME 🔥✅ Compatible PS4 / PS4 Slim / PS4 Pro✅ Sans fil✅...
24/08/2026

🎮 MANETTE PS4 SEMI-ORIGINAL – GREEN CAMOUFLAGE

Disponible chez GDF GAME 🔥

✅ Compatible PS4 / PS4 Slim / PS4 Pro
✅ Sans fil
✅ Vibration
✅ Touchpad
✅ Gyroscope
✅ Prise casque 3,5 mm
✅ Batterie rechargeable
✅ Design Green Camouflage 🌿

📍 GDF GAME — En face du Suprême Center, Ankadifotsy
📞034 68 104 79

22/08/2026

Mahazo kadoa jeux 03 be zao izay manao Multi-système 😋😋😋😊
GDF GAME en face suprême center Ankadifotsy
📞034 68 104 79

Hialàna amin'ilay miandry dia afaka atao koa ny  miantso mamandrika toerana mialoha!Ento mialavoly ny ankizy fa efa hidi...
21/08/2026

Hialàna amin'ilay miandry dia afaka atao koa ny miantso mamandrika toerana mialoha!

Ento mialavoly ny ankizy fa efa hiditra hianatra indray! 🎮🏎️
Afaka mandefa MP, na miantso mivantana ianao mba hamandrika toerana.

🔥 PROMO MANOKANA RAHAMPITSO ASABOTSY!
Ho an'izay tonga milalao Simulateur de Conduite, dia mahazo 15 min GRATUIT 🎁
👉 Rahampitso ihany io promo io!

Tarif :
• 1h → 10 000 Ar
• 30 min → 5 000 Ar

📍 GDF GAME — En face Suprême Center Ankadifotsy
📞 034 68 104 79

Aza tara, mamandrika toerana dieny izao! 🏎️🔥

🎮 PS3 Slim Multi-Système Disponible hatrany na  160 Go, na 320 Go na 500 Go.Efa miaraka amin ireto fa tsy console fotsin...
20/08/2026

🎮 PS3 Slim Multi-Système

Disponible hatrany na 160 Go, na 320 Go na 500 Go.
Efa miaraka amin ireto fa tsy console fotsiny :
✅ 01 manette originale
✅ Câble HDMI + alimentation
✅ 10 jeux offerts aux choix
✅ Prête à jouer ,izany hoe efa Multi-système , efa misy jeux

💰 Prix selon la capacité

📍 GDF GAME — En face du Suprême Center, Ankadifotsy
📞 034 68 104 79

18/08/2026

Te hianatra an'ity ve ianao ? Tsy voatery amin'ny fiara fa anaty jeux ihany koa dia ahitana jeux réaliste tahaka izao.
Tongava ato amin'ny GDF game fa manome fahafaham-po ho anao izahay 😋
Atoronay ianao fa aza matahotra , na akizy na tanora na olon-dehibe

GDF GAME en face suprême center Ankadifotsy
📞034 68 104 79

Address

Antaninandro Face Suprême Center
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:30 - 17:30
Tuesday 08:30 - 17:30
Wednesday 08:30 - 17:30
Thursday 08:30 - 17:30
Friday 08:30 - 17:30
Saturday 08:30 - 17:30

Telephone

+261380881175

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GDF game posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to GDF game:

Shortcuts

Share