08/05/2023
🔥🔥 Toy ny tamin'ny farany dia manomana visite hoataontsika amin'ny herin'andro indray izahay, ka sao dia ianao indray no entinay hanao visite an'ireo boite eto amintsika ireo ?
Hisafidy ankizy 5 indray izahay hiara-hanao visite aminay, tsotra ny lalao 🔥🔥🔥
Valio anaty hafatra miafina ireto fanontaniana ireto :
- Aiza ny entreprise tinao atao visite ?
- Raha ianao no manao interview Développeur iray, inona avy ireo fanontaniana hapetrakao ?
- Zarazarao hoan'ny namanao ity publication ity sao dia ho tsara vintana ihany koa izy.
=> Izay hitanay fa manana question tsara indrindra no ho antsoinay, ho screenénay eto ihany ireo voatsonga anatin'ny maro.
Mandrapahatongan'ny rahampitso atoandro 12H ny lalao. go go go. 🔥 🔥 🔥