30/03/2026
GK Fast — Caisse enregistreuse ao anaty telephone
Efa lany fotoana ianao miasa amin'ny calculatrice ? Manoratra anaty cahier ny vente rehetra ? Manadino hoe ohatrinona no niditra androany ? Tsy fantatro intsony hoe firy ny entana sisa ao an-tsena ?
Izahay koa ohatran'izany taloha. Dia izay no namoronay an'i GK Fast.
Application tsotra, mora ampiasaina, natao ho an'ny mpivarotra eto Madagasikara.
Ny tena tiako aminy :
Vao tapitra ny vente dia appuyena fotsiny, mivoaka ny ticket amin'ny imprimante Bluetooth. Professionnel ny fijerin'ny clinent anao .
Ny dashboard-ny mampiseho avy hatrany hoe ohatrinona no niditra androany, amin'ity herinandro ity, amin'ity volana ity. Tsy ilaina manisa intsony ny alina.
Ny stock ? Araho ao daholo. Isaky ny mivarotra ianao, mihena automatique ny stock. Fantatra avy hatrany hoe inona no efa ho lany, inona no mbola ampy. Afaka manao entrée sy sortie de stock koa ianao — rehefa mandray marchandise vaovao na manao inventaire. Tsy ho tratra intsony amin'ny "efa lany ilay izy" nefa tsy fantatrao.
Raha misy client mangataka crédit, enregistrena ao — fantatro daholo iza no mbola manan-trosa, ohatrinona, oviana.
Ary ny tena mety : tsy mila wifi, tsy mila connexion. Ao anaty telephone daholo. Na any ambanivohitra aza, miasa tsara.
Afaka atao ao daholo ny:
- Vente amin'ny recherche na scan code-barres
- Ajout produit sy catégorie tsy manam-petra
- Gestion de stock : suivi quantité, alerte stock faible, mouvement entrée/sortie
- Impression ticket Bluetooth (imprimante 58mm / 80mm)
- Suivi vente isan'andro, isan-kerinandro, isam-bolana
- Gestion crédit client
- Devis sy commande
- Export données ho an'ny comptabilité
Vidiny ?
40 000 Ar / taona.
Mandoa amin'ny Mvola, activé avy hatrany ao anaty application.
Raha te hanandrana aloha : misy mode démo gratuit — azo ampiasaina avy hatrany tsy mandoa na kely aza.
Telecharger ato: https://www.gee-kee.mg
Android 8 na ambony. Taille ~125 Mo.
Contact :038 19 364 18
GK Fast — ny mpivarotra malagasy 2025, telephone no caisse-ny.