NariCom & developpement

NariCom & developpement Agence de communication
Promotion de votre business sur les rΓ©seau sociaux
Business marketing

09/06/2025
11/12/2024
08/12/2024

πŸ“’πŸ‡²πŸ‡¬π…πšπ§πžπ‘π¨πšπ§-𝐀𝐞𝐯𝐒𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 SENVH Sekreteram-panjakana TanΓ na Vaovao sy Toeram-ponenana 𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐚𝐑𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐀𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐒𝐀𝐚𝐬𝐒𝐀𝐚 𝐧𝐲 π₯𝐨𝐑𝐚𝐑𝐞𝐯𝐒𝐭𝐫𝐚:
Β« π€π§π­πšπ§πšπ§πšπ«π’π―π¨ 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐬𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐳𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐨π₯𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐒𝐟𝐒𝐝𝐒𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 π›πžπ§'𝐧𝐲 π­πšπ§πšΜ€π§πš" 𝐧𝐲 𝐳𝐨𝐦𝐚 πŸŽπŸ” πƒπžπ¬πšπ¦π›π«πš πŸπŸŽπŸπŸ’ π₯𝐚𝐬𝐚 𝐭𝐞𝐨

Tandremo sao voafitaka isika amin'ireto compte milaza fa mivarotra trano ny governemanta.
01/12/2024

Tandremo sao voafitaka isika amin'ireto compte milaza fa mivarotra trano ny governemanta.

Fandraharana lavanila eto MadagasikaraAnisan'ny vokatra mampihetsika ny toekarem-pirenana eto Madagasika ny fandraharana...
26/07/2022

Fandraharana lavanila eto Madagasikara
Anisan'ny vokatra mampihetsika ny toekarem-pirenana eto Madagasika ny fandraharana ny lavanila. Tamin'ity taona ity no notanterahina ny fandrindrana ireo mpisehatra ao amin'ity fandraharana ka nampiasana ny karatra "biometrique" ho an'ireo mpamboly sy mpikirakira eo anivon'ity sehatra ity tao amin'ny distrikan'Andapa, Kaominina Belaoko Lokoho. Antenaina hatrany ny hihatsaran'ny vidiny eto amintsika raha manodidina ny 200€ hatramin'ny 1125€ ny iray kilao izany eo amin'ny sehatra iraisam-pirenena.
26/07/2022

Fizahan-tany eto MadagasikaraSehatra lehibe eo amin'ny ekonomia ho an'ny firenena iray ny fizahan-tany. Izay anisan'ny a...
24/07/2022

Fizahan-tany eto Madagasikara
Sehatra lehibe eo amin'ny ekonomia ho an'ny firenena iray ny fizahan-tany. Izay anisan'ny ahafahana mamorona asa maro ho an'ny mponina eo aminy. Raha ny fizahan-tany ivelany no jerena, dia mbola maro ny ezaka ho atao, raha ny anatiny indray dia hita ho mila tosika sy fanampiana avy amin'ny ministera mpiandraikitra izany.
Antenaina hatrany ny firoborobohany amin'ity fotoam-pialatsasatra 2022 ity.
24/07/2022

LalΓ naNaroso ny volavolan-dalΓ na mikasika ny fandovana ho an'ny vady  mbola velona. Araka ny lalΓ na 068-012 tamin'ny 04 ...
24/07/2022

LalΓ na
Naroso ny volavolan-dalΓ na mikasika ny fandovana ho an'ny vady mbola velona. Araka ny lalΓ na 068-012 tamin'ny 04 Jolay 1968, izay mamaritra ho faha-7 amin'ny laharana ho mpandova ny maty, dia naroso ho faha-3 izany ho amin'ity volavolan'dalana vaovao ity, aorian'ny zanaka sy ny zafi-kely.
24/07/2022

AriaryMihatrana eto amintsika ka hita mipaka amin'ny vidimpiainana isan'andro ny fidian'ny sandambola Ariary. Hita izany...
23/07/2022

Ariary
Mihatrana eto amintsika ka hita mipaka amin'ny vidimpiainana isan'andro ny fidian'ny sandambola Ariary. Hita izany nohon'ny fiankinan-doha be amin'ny vola Euro, izay milatsadanja amin'ny Dollar izay fototry ny ekonomia maneran-tany. Nohon'ny ady any Ukraine izay akaikin'ny Europe ary ny fiankinan-doha ny ekonomia Malagasy amin'ny vola Euro dia hita mipaka eto amintsika eo amin'ny sehatra rehetra.

Kitapo saribao sandoka RN7Rehefa avy manao vacance na namita iraka avy atsimo iny, tsy hadino ny mitondra voan-dalana, a...
23/07/2022

Kitapo saribao sandoka RN7
Rehefa avy manao vacance na namita iraka avy atsimo iny, tsy hadino ny mitondra voan-dalana, anisan'izany ny saribao. Tato ho ato dia nisy nandoto izy ireo ka niparitaka teto amin'ny tambazotra serasera. Efa fantatra ankehitriny ireo olona mpanao ireo kitapo saribao sandoka amin'ny RN7 ka nilatsahan'ny mpitandro filaminana. Ao anaty fikarohana azy ireo ankehitriny ny mpitandro filaminana. Na dia izany aza hitondray ny tsara hatrany ny ankohonana.
23/07/2022

Fidinana an-dalambeMpitarika roa avy amin'ny antoko TIM no voasambotry ny mpitandro filaminana raha teo ivelan'ny kianja...
23/07/2022

Fidinana an-dalambe
Mpitarika roa avy amin'ny antoko TIM no voasambotry ny mpitandro filaminana raha teo ivelan'ny kianja Magro behoririka. Tsy tafiditra teo moa ny olona izay nivonona hiatrika famoriana anio asabotsy. Efa eo ampanaovana ny fanadihadihana ny raharaha moa ankehitriny ny mpanao famotorana.
23/07/2022

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when NariCom & developpement posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share