31/08/2026
Ny LAX PRODUCTION dia maneho fisaorana
💥an ANDRIAMANITRA lehibe
💥Ny Tarika Rebika Ofisialy
💥Ny mpankafy REBIKA rehetra tsy nisaraka taminay hatrany fa teo foana nandritra izay fampisehoana rehetra nataonay na taiza ny toerana ny taiza
💥Ny mpanohana miaraka aminay hatrany dia AIRTEL Madagascar,DZAMA, Inside Informatique
Ny fanamafisampeo Andnoum
💥Ny CCESCA
💥NY STAFF rehetra
💥Ny FIP teo amin ny fandaminana
💥Ny credible
💥Ary ireo haino aman jery sy ny gazety izay niara niasa taminay
💥Ny pejy Manja Foana
MISAOTRA e ary MANKASITRAKA ANTSIKA REHETRA HO amin ny fampisehoana manaraka indray 🙏🙏🙏🙏