Cours Informatique bureautique Ankadikely Ilafy

Cours Informatique bureautique Ankadikely Ilafy Cours Informatique

19/08/2026

Miarahaba! Efa akaiky ny fidirana an-tsekoly! Mbola tsy tara akory fa tongava! Voafetra ho 20 hatramin’ny 25 ihany ny isan’ny mpianatra isaky ny kilasy. Tongava haingana misoratra anarana!

Mbola tsy tara ho an’ireo izay maniry hivoatra sy handroso!Mbola misy toerana ho anao izay maniry hahazo fahalalana sy f...
18/08/2026

Mbola tsy tara ho an’ireo izay maniry hivoatra sy handroso!

Mbola misy toerana ho anao izay maniry hahazo fahalalana sy fahaiza-manao amin’ny INFORMATIQUE BUREAUTIQUE, fiofanana natokana ho an’ny rehetra.

Aza avela handalo fotsiny izao fahafahana izao! Tongava ary raiso ny anjaranao amin’ny fianarana sy fampivelarana ny fahaiza-manaonao!

📍 Toerana : COLLÈGE PRIVÉ GOLD FIELD – ANDOHAFASIKA, AMBOHIPANJA
📞 Fifandraisana : 033 04 002 09

07/08/2026

RENTRÉE SCOLAIRE
CHEZ
COLLÈGE PRIVÉ GOLD FIELD ANDOHAFASIKA AMBOHIPANJA
PRÈS DE L'AROCARIA Rentrée: Préscolaire :Primaire :08 septembre 2026 6ème-3ème :14 de septembre Rentrée 2ème Vague Informatique Bureautique de Base Lundi 10 Août 2026
Misokatra ny Birao Amin'ny 7 Ora maraina Hatramin'ny 11Ora Sy Sasany. 14h hatramin'ny 16h 30min
"Le succès ne se rêve pas il se construit" voafetra ny toerana
Contact :033 04 002 09
034 18 617 06

COLLEGE PRIVE GOLD FIELD ANDOHAFASIKA - AMBOHIPANJACOURS DE VACANCESINFORMATIQUEBUREAUTIQUEHO AN’NY REHETRA AO AMIN’NY C...
01/08/2026

COLLEGE PRIVE GOLD FIELD ANDOHAFASIKA - AMBOHIPANJA
COURS DE VACANCES
INFORMATIQUE
BUREAUTIQUE
HO AN’NY REHETRA AO AMIN’NY COLLEGE PRIVE GOLD FIELD ANDOHAFASIKA AMBOHIPANJA
Mandritran’ny 1volana Sy Tapany
Fidirana Alatsinainy 03Aout2026
Fanazavana Fanampiny : 033 04 002 09

Address

Ankadikely Ilafy
Antananarivo

Telephone

+2611968641

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cours Informatique bureautique Ankadikely Ilafy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Cours Informatique bureautique Ankadikely Ilafy:

Shortcuts

Share