Tonton Mamy

Tonton Mamy Vazivazy, Torohevitra, Fizarana Fahalalana

Misaotra an'ilay mpanaraka ny pejy nanome ahy ireto akanjo ireto Hitany hono aho hoe manao asa soa dia mba nomeny ahy ir...
09/09/2026

Misaotra an'ilay mpanaraka ny pejy nanome ahy ireto akanjo ireto
Hitany hono aho hoe manao asa soa dia mba nomeny ahy ireto dia izao no manome azy ny ankizy ao amin'ny AES Amboditsiry
Nosavaiko ilay dia tena sady nasiany akanjo lehibe sy kely mihitsy sady akanjo mbola tsara daholo
Mankasitraka tompoko
Raha nivavaka aho dia niteny hoe tahian'i Jesosy fa saingy efa hainareo ihany moa hoe jentilisy aho 😆

Misy fiangonana eto Antananarivo mahazo 1 milliard ariary isan-taona Izy aloha tsy manao 10% fa rakitra sy fanomezana av...
09/09/2026

Misy fiangonana eto Antananarivo mahazo 1 milliard ariary isan-taona
Izy aloha tsy manao 10% fa rakitra sy fanomezana avy amin'ny mpanankarena no be dia be
Raha calculer-na ny charge rehetra mety 400 M ar aza mbola be dia be, tsy ampy 400 M ar izany ny charge : karamana gardien, Jirama sns isan-taona, mbola ny kristianina aza no manadio 😅
Misy ambiny 600 M ar izany dia mankaiza amin'izay ireo nefa maro mahantra ny mpivavaka manodidina eo. Rehefa misy asa soa atao dia mangataka vola amin'olona indray izy fa tsy maka ao amin'ny caisse mihitsy, ilay asa soa amin'io manome menaka kely dia izay.
Mba misy mpiangona mahavita be amin'ilay fiangonana narary mafy tokony alefa any an-dafy fa tsy misy irahirahian'ny amaniny an'izany e 😅
Marary ny mpitondra fivavahana ao dia miverina manao koti kota indray fa tsy kitihina ny caisse 😅
Manana sekoly zareo fa lafo velona aliaka maty ny okolazy, tsy takatrin'ny sahirana eo amin'ny quartier akory.

Fanotaniana izany dia hoe inona faty no ilaina ilay fiangonana rehefa tsy hitsinjo ny mpivavaka ao aminy ?
Mila arahina maso ny vola miditra amin'ireo fiangonana ireo dia terena hanome tamberim-bidy amin'ny vahoaka izy fa tsy tonga any amin'Andriamanitra izany io vola io

08/09/2026

Mianatra amin'ny I.A sa anaty plateforme de formation en ligne ?
Inona ny avantages sy inconvénients ?

1- Resa-bola :
✅ IA gratuit
❌ Plateforme de formation en ligne mandoa vola kely

2- Resaka contenu :
✅Plateforme de formation en ligne :
- manome contenu pédagogique avy amina expert tena nahita ny réalité misy
- ny mpampianatra no manome anao hoe ireto daholo no atao dia ianao mianatra fotsiny
❌ I.A :
- omeny daholo izay information rehetra momba ilay cours angatahinao aminy, misy tsy ilainao akory aza
- ianao no mikaroka hoe inona daholo ny zavatra tokony ianarana momba ilay domaine

3- Coaching
✅ Plateforme de formation en ligne : misy coach afaka anotaniana foana, afaka manome motivation sy manaitaitra rehefa variana, misava devoir sns. Miteny anao ny tena zava-misy
❌ Ianao ihany no coach ny tenanao fa maka contenu ao aminy fotsiny ianao, misy fotoana very ny motivation anao sady tsy misy olona afaka manaitaitra

4- Resaka fotoana
✅ Plateforme de formation en ligne : vetivety dia mahay
❌ I.A : Elaela vao mahay

5- Cible
✅ Plateforme de formation en ligne : grand débutant amin'ilay domaine
✅ IA : Olona efa mahay mahay, ohatra mahay Java dia hianatra C # indray izany hoe efa ao aminy ilay programmation

6- Certificat
✅ Plateforme de formation : manome certificat
❌ I.A : tsy misy certificat

👉 Midira ao amin'ny https://tuto-info.com raha mitady formation en ligne miaraka amina coaching individuel 😏

Efa miverina mandray stagiaire informatique (développement, design, marketing digital) indray ny Nir'Info izao Atero miv...
08/09/2026

Efa miverina mandray stagiaire informatique (développement, design, marketing digital) indray ny Nir'Info izao
Atero mivantana ny dossier

Entana tsara hoy aho ny antsika ❤️Raha sanatria ka misy olana dia atero fa misy garantie 12 mois, avy dia soloina avy ha...
08/09/2026

Entana tsara hoy aho ny antsika ❤️
Raha sanatria ka misy olana dia atero fa misy garantie 12 mois, avy dia soloina avy hatrany
Eo amin'ny 1/100 eo aloha ny anay no miverina, tsy hoe ratsy fa disodiso calibrage, olom-belona koa ilay manao assemblage

Mahagaga fa ianareo baikon'i Jesosy indray no manambaka olona, pretranareo manolana zazalahy kely tsy ampy taona sady ma...
08/09/2026

Mahagaga fa ianareo baikon'i Jesosy indray no manambaka olona, pretranareo manolana zazalahy kely tsy ampy taona sady manana moyen iarovana azy foana ianareo

Izahay miaramilan'i Beljeboba anefa mbola tsy hary nangalatra na nanolana, izahay aza mikasa hanasoa ny firenenay mampianatra ireo bado mba tsy ho voafehinareo intsony

Afa-po ny kil 🥰
07/09/2026

Afa-po ny kil 🥰

07/09/2026

ARRIVAGE MINI-SPEAKER⚡

Tonga dia hataontsika prix promo : 18 000 Ar😍
Mbola milatsaka io raha maka maro ianao an😊
👉Midoboka be ny BASSE🔉
👉 Connexion Bluetooth
👉 Batterie rechargeable
👉FM Radio ,carte micro SD, USB aux port d charge type C
👉Misy fonction Led, mora entina👌

Manao livraison izahay na eto Antananarivo na any amin'ny faritra😊.
MP na 📞 034 36 176 60

Itony olona itony izany dia mahazo toerana foana na fitondrana inona na fitondrana inona Expert amina lomano, maître nag...
07/09/2026

Itony olona itony izany dia mahazo toerana foana na fitondrana inona na fitondrana inona
Expert amina lomano, maître nageur, mahay 4 nages, tokony efa hanao jeux olympiques 😅
Efa teo ny dadany, izy koa eo foana
Toy izany ihany koa ny ekipan'i Dadabe Tsiranana, ny ekipan'i Zafy, ny ekipan'i Ratsiraka, tsy adino ny plus gros des dinosaures Tyrannosaure Raiamandreny Noribera
Ny tonta ihany no mivadibadika, rehefa maty ny tonta dia miditra indray ny zanany
Ny olana dia lasa mandroso be ny firenena sady mialona izahay 😅

Hiasa kely any Avaratra any indray aho amin'ny herin'andro io Sao misy liana amin'ny formation Entrepreneuriat ny tanora...
07/09/2026

Hiasa kely any Avaratra any indray aho amin'ny herin'andro io
Sao misy liana amin'ny formation Entrepreneuriat ny tanora ao Ambanja, raha ny tiako dia lahady izao ilay izy no atao
Ianareo no miantoka salle mazava ho azy fa izaho efa miantoka fahaizana 😆
Midira whatsapp amin'ny 034 70 840 46 izay mba manana finiavana hikarakara izany formation izany
Gratuit daholo ny resaka eto

Address

Ampefiloha
Antananarivo
101

Opening Hours

Tuesday 08:00 - 21:00
Friday 08:00 - 21:00

Telephone

+261347084046

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tonton Mamy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tonton Mamy:

Shortcuts

Share