Assan tech

Assan tech Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Assan tech, Computer Company, petiteviress, Antananarivo.

🔴
26/06/2025

🔴

🔴 ALERTE🔴

Vita ny fety de izara ny asa tanako vita ny tenako🤩🥰🥰

Iza re no omeko anito poketra kely mahafatifaty kely ito ee🤔🤩🥺

Aza miala lavitra ary fa araho foana ny page.

Abonneo de asio j'aime ny pub izay mivoaka ary ko mazoto mipartage fa ataoko surprise be ho an ze ho tompony ito??🤩🥰🥺

'Artmalagasylapage

❤
26/06/2025

🔴 ALERTE🔴

Vita ny fety de izara ny asa tanako vita ny tenako🤩🥰🥰

Iza re no omeko anito poketra kely mahafatifaty kely ito ee🤔🤩🥺

Aza miala lavitra ary fa araho foana ny page.

Abonneo de asio j'aime ny pub izay mivoaka ary ko mazoto mipartage fa ataoko surprise be ho an ze ho tompony ito??🤩🥰🥺

'Artmalagasylapage

🤩🥰
20/06/2025

🤩🥰

22/12/2024
22/12/2024

zah ref maka vola any amle akamako 👆👆

inona zao n tsy anindrina anio👆👆👆
15/12/2024

inona zao n tsy anindrina anio👆👆👆

19/07/2024

TANDREMO :

Hoy i Mpaminany (S.A.W) manao hoe: "Na iza na iza vehivavy mangataka fisarahana amin'ny vadiny amin'ny tsy misy atony mazava na eken'ny finoana Islam dia fady azy ny maheno fofon'ny Paradisa".

FEHINY : Noho ny fiarovan'ny finoana Islam ny vehivavy mba tsy hivari-lavo tsy misy mpiahy sy hijaly eny amin’ny fiarahamonina misy azy, dia norarany mafy mba tsy hiroso amin'ny fisarahana.

Satria maro tokoa ireo vokadratsy ateraky ny fisarahana indrindra amin'ny vehivay ary lasa vesatra ho an'ny fiarahamonina izany.

Noho izany : Mandiniha tsara ianao vehivavy mialohan'ny manao zavatra fa aza maneky entim-po fotsiny, Satria nenina tsy aloha hananatra fa aoriana handatsa.

Bonne journée atsika jiaby.

Address

Petiteviress
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Assan tech posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share