19/08/2026
➡️🍀Allo..allo...iza daholo ilay olona tia midera an' ANDRIAMANITRA be reny
🍀Ampitiavana be no hanasana An-tsika rehetra tsy hakanavaka mba ho avy @ ty fotoana goavam-be ity..
💥FANAMARIHANA ny faha 40 TAONA naha mpitandrina an'i Apotre Adolphe RANDRIANAIVORAVELONA Mivady.
🍀Nanomboka tao @ RHEFI AMPASANIMALO ny taona 1986 ary mitohy ny asa Mandra-pihavin'i Jesosy eny @ rahon'ny Lanitra.
🎙🎹Hisy mpanakanto ny 3 Andro misesy 26.27.28 AOUT ao AMPASANIMALO ❤🎙
💥Hasaina daholo isika rehetra indrindra ireo efa niara nanompo tamin'izy ireo sy ny zanaka Ampihelezana rehetra.🙏❤