23/06/2021
TANDREMO 🚨🚨
Lavavava kely fa tsara raha mamaky avokoa isika
> MORA PIRATENA NY KAONTINAO RAHA MISY KAONTY 3 FAKE fotsiny AO ANAO
➡️ Na dia olona tsy nianatra piratage aza dia mahay manokatra ny kaontinao raha misy kaonty fake 3 fotsiny ao anao (NB: za tsy afaka mampianatra no sady tsy manoro ny fanaovana azy )
> AZA MI'ACCEPTER OLONA ho amis raha TSY FANTATRAO IZY
> REHEFA MANAM-POTOANA DIA ATAOVY TRIAGE NY AMIS ANAO, ary fafao izay tsy fantatrao akory hoe iza nefa ao d'amis
> AZA AMIDY NY FINDAY, NY PC, NY TABLETTE, ny flash efa nampiasainao... raha mbola azo atao, na dia efa no'formatenao aza
(satria ny zavatra rehetra nofafanao dia afaka récuperena avokoa)
> AZA AMIDY NY KAONTINAO ( tatoato mantsy dia misy sahy mividy kaonty 10.000ar ka hatramin'ny 500.000ar teto ) na dia fafana avokoa aza ny sary rehetra
➡️ Ny zavatra nosoratanao rehetra, ny sary rehetra no'publienao, ny niresaka taminao tao rehetra dia voatahiry ao anaty BIG DATA na dia efa nofafanao aza... noho izany, raha amidinao na omenao olona ny kaontinao: ka hisolokiany na hi menaceny olona dia ianao no mi'doboka any am-ponja.
Na dia fafanao aza ny kaontinao dia sauvegarder avokoa ny information rehetra, ary afaka hanenjehana anao ny zavatra nosoratanao taloha, >>> voir condition utilisation compte facebook)
Raha nanaovanao connexion ny findainao, ny trajet sy ny itinéraire rehetra handehananao dia afaka jerena avokoa (hoe taiza ianao t@ alahady t@2:30 ohatra); N'inona n'inona ataon'ny olona mamorona compte tena izy na compte fake dia mora ny mi localisé azy, ary efa misy préstataire mpi'localisé an'izay eto Madagasikara
> AZA MANORINA NY OPINION ANAO MIPARITAKA ETO
➡️ Ny salan'isa farany t@17 juillet 2020 dia voahisa fa kaonty fake 658.761 isa no no'blokena; kaonty malagasy ireo, ary membre politique 100% avokoa izy rehetra. Voalaza moa fa eoeo @ +2.000 isa isan'andro ny kaonty fake miforona "isan'andro" eto Madagasikara . Noho izany, mety opinion an'olona tokana io mameno fb io fa tsy hoe an'olona 3Millions.
> TOMPON'ANDRAIKITRA partagenao ianao, mitovy ny sazy azon'izay nanoratra an'ilay statut sy izay manao partage, noho izany: raha nanaparitaka vaovao tsy marina ny mpanoratra nefa ianao nanao partage ka raha misy ny fitoriana... dia ratsy be fa mitovy ny sazy -tsao
> Farany, vakio tsara ny condition napetraky ny FB! t@ianao nanokatra kaonty nisy an'iny soratra lava be iny, (izay efa nekenao matoa afaka manao facebook ianao)...
Avereno vakiana daholo raha mbola tsy namaky an'ilay izy mihintsy ianao
NB: Mitandrema tsara amin'ny zavatra hampiasainao ny tambazotran-tserasera