26/04/2026
Ry havana sy namana, mpanjifa
Tsy misy teny mamy hoentinay mampita ny hafalian'ny fo anio! 💖 Vita soa aman-tsara ny fanavaozana sy ny fanitarana ny toeram-piasana 🏗️🏢, ary ianareo no teo akaiky sy nahatoky foana:
💡 Tamin'ny soso-kevitra
💪 Tamin'ny fanampiana tamin'ny asa
🤝 Tamin'ny naha mpanjifa mahatoky
"Ny fitiavana tokoa no lova tsara indrindra, ary ny fanohananareo no andry niankinan'izao fahombiazana izao." 🌈
Mankasitraka sy mankatelina anareo tsirairay avy! 🙌💐
Avy aminay mpiara-miasa rehetra ato amin'ny Techmania & TechMania
Chers proches,
Tellement heureux de vous accueillir dans nos locaux rénovés et agrandis ! 🏗️🏢 Merci d'avoir été là : pour les conseils, l'aide et votre fidélité. 🤝
Votre soutien est notre plus grande force. 🌈
Reconnaissance infinie à vous tous ! 🙌💐"
L' équipe Techmania
Box 708 / 718