Rado Sylvain

Rado Sylvain �Mbola ho avy ilay maraina�
�Rado�

16/11/2024

Mbola betsaka ianareo no tsy mino ilay prix nefa zay no tena mampiavaka anay ato amin'ny "Lucky'Service Ankatso" koa Aza misalasala miantso mivantana na mandefa hafatra miafina ! Fa vonona ny handray anao ny "Lucky' Service Ankatso" 😊☺️
mba tsy hifampitsikera tompoko fa samy manana ny fomba hampandrosoany ny orinasany. Mankasitraka☺️😘

Aza misalasala miantso mivantana na mandefa hafatra miafina ! Fa vonona ny handray anao ny "Lucky' Service Ankatso" 😊☺️
09/11/2024

Aza misalasala miantso mivantana na mandefa hafatra miafina ! Fa vonona ny handray anao ny "Lucky' Service Ankatso" 😊☺️

Vakio fa mety ahasoa anao😊🚨Ho antsika fikambanana, fiangonana, sekoky na koa olon-tsotra; maniry ny hiara-hiasa aminay. ...
30/09/2024

Vakio fa mety ahasoa anao😊
🚨Ho antsika fikambanana, fiangonana, sekoky na koa olon-tsotra; maniry ny hiara-hiasa aminay.
Izahay eto amin'ny Idéal'Service Ankatso dia manome ny tolotra mora indrindra ho anao:
⚡Impressio & Photocopie noir: 50ar (recto-verso)
70ar si (recto-recto)
⚡Impression & Photocopie couleur: à partir de 100ar
⚡Saisie: 500ar/page
⚡Scan: 200ar
⚡Gravage: 700ar
⚡Plastification A4: 1800ar

👉Manao conception & Impression:
- Invitation
- Carte de visite
- Flyers
- Carnet de correspondance
- Bulletin des notes
- C.V

👉Raha toa ka mila fanazavana fanampiny dia afaka antsoina avy hatrany ny laharana:
0345571768 na 0339091524 na mandefa MP

Dia itako ilay tian'ny fanahiko, ka nohazoniko izy fa tsy navelako ande ha mandrapitondrako azy ho any an-tranon'i Neny;...
02/09/2024

Dia itako ilay tian'ny fanahiko, ka nohazoniko izy fa tsy navelako ande ha mandrapitondrako azy ho any an-tranon'i Neny; dia any @ efitranon'ilay niteraka ahy.
Navela Mitsiky❤️❤️
@à la une
Tout le Monde

😁De tezitra ianareo rehefa ilazana le oe niveau T3Association no izy fa tsy "Assotiation"
11/05/2024

😁De tezitra ianareo rehefa ilazana le oe niveau T3
Association no izy fa tsy "Assotiation"

 😂😂😂
07/05/2024

😂😂😂

02/05/2024

ANY AMINAREO KOA VE 1200ar ny VIDIN'NY CREDIT 1000ar??😂😂😂

Salut les filles😂
02/05/2024

Salut les filles😂

Address

Ankatso
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rado Sylvain posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share