02/03/2026
😊Tsy ho lany batterie intsony ianao na mandeha lavitra aza!😊
🔋 POWER BANK VILLAON 30000mAh (Model P60) 🔋
⚡ 22.5W tena tsara be mintsy
💯 Écran digital mampiseho % batterie
✅ 30000mAh – mahazaka famenoana imbetsaka
✅ Fast charging 22.5W – haingana sy mahomby
✅ Mateza sy tsara endrika
✅ Mety amin’ny finday rehetra (Android & iPhone)
🎒 Mora entina – misy tady (strap)
💼 Tsara ho an’ny mpianatra, mpiasa, na mpandeha
----------------------------------------------------------------------------------
😊Tsy mila matahotra ho lany batterie intsony!😊
🔋 POWER BANK UFEEL 30000mAh 🔋
⚡ 22.5W Super Fast Charging
💯 Mampiseho % batterie (écran digital)
👉 Mahazaka 30000mAh – afaka mameno finday imbetsaka
👉 Fast charging 22.5W – mameno haingana
👉 Design maoderina sy mateza
👉 Mety amin’ny finday rehetra (Android & iPhone)
🎒 Mora entina na mandeha lavitra aza
💼 Mety amin’ny asa sy fianarana
💰 Vidiny: 70 000 Ar 💰
🚴🏽♂️Livraison possible TANA CENTRE VILLE à partir de 3 000ar🚴
🚛Mandefa any amin'ny faritra koa izahay tompoko atao par colis🚛
Raha hanao commande ianao dia mandefa MP na antsoy ny
📱 +261 38 40 709 67
📱 +261 33 04 256 57
📱 +261 37 27 930 32