25/08/2026
🙏 Mafy ilay Boombest fa nareo ahatagny koa aloha tsy misangy ka.
C : Allô !!
Mbola misy ve ilay Boombest ?
M : Salama tompoko, ie mbola misy ...
C : Mahazaka lagnonana ve ? Manao akory ny feony sy ny batterie ?
M : Tena tsara io tompoko, tsy handiso fanantenana anao.
C : Hagnatero raika ary moa sehateo eto Anosy. Alohan'ny amin'ny 4 raha mety.
M : Eny ary tompoko.
☺️ Herinandro taty aoriana.
C : Allô ! Misaotra betsaka rangahy fa tena tsa nandiso fagnantenana araka ilay notarogninao ilay Boombest.
Noferinay tany ambala nampandihizana fa tegna hoa, dadany agny kay zao.
Tsa nigno ny onona hoa raha kely io vare no nandeha tao kaiky...
😍 Tapa-bolana teo zay no nanaovanay lancement azy ity. Lany tanteraka ilay izy faran'ny herinandro teo ka izao niverna tonga izao indray.
Ankasitrahana hatrany ianareo izay efa nanjifa, ary miantso ny hafa indray hanandrana azy.
❤️🔥 BOOMBEST SUPER BASS
👉Puissance : 50W RMS
👉Poid : 2,25 kg
👉Dimension : 28x16x20,6 cm
👉 Option : Bluetooth,Radio FM, USB, Carte SD, Aux
👉 Autonomie : 12H
🤗 180 000Ar
📞 034 45 109 28 / 032 58 383 39
🛵 Livraison gratuit hatrany raha eto Tana ville ianao.
Mandefa any @ faritra