Fihary Soft SARL

Fihary Soft SARL Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fihary Soft SARL, Ivory Atsimo, Fianarantsoa.

Arabaina ireto mpianatra nahavita ny fihofanana informatique bureautique 😍 📍1 volana monja dia hahaizana manao boky toy ...
07/09/2026

Arabaina ireto mpianatra nahavita ny fihofanana informatique bureautique 😍
📍1 volana monja dia hahaizana manao boky toy izao , ny présentation ny boky ihany koa 😊
👉Misy fidirana amin'ny alarobia izao , ndao hianatra e

------------------------
📌 Ivory Atsimo ampitan'ny Hôpitaly SALFA
🤙 0341986366

Mampiavaka anao amin'ny sehatra rehetra ny fifehezanao ny informatique👉Atomboy amin'ny fahaizana informatique bureautiqu...
04/09/2026

Mampiavaka anao amin'ny sehatra rehetra ny fifehezanao ny informatique
👉Atomboy amin'ny fahaizana informatique bureautique izany😉
Fidirana : 09 septembre 2026
⌚Faharetany : 1 volana
📌 ordinateur 1 mpianatra 1 mandritry ny fihofanana
📌 35000ar tsy misy écolage
📌Cours d'art oratoire sy design professionnel gratuit
🎓 Mahazo certificat rehefa mahavita fihofanana
------------------------
📌 Ivory Atsimo ampitan'ny Hôpitaly SALFA
🤙 0341986366

03/09/2026

Tongasoa indray ireto mpianatra 🥰 💻

👉Efa misokatra ny fisoratana anarana ho an'ny fidirana amin'ny 09 septembre .
------------------------
📌 Ivory Atsimo ampitan'ny Hôpitaly SALFA
🤙 0341986366

02/09/2026

Fotoana izao hampivelaranao ny fahaiza-manao eo amin'ny sehatry ny asa 🥰
ho antsika eto Fianarantsoa
Fidirana : 15 septembre 2026
Ireto no programmes hianarana :
☑️Comptabilité générale
☑️Fiscalité
☑️Comptabilité informatisée
📌Logiciel sage omena antsika maimaim-poana mandritry ny fihofanana.
📌 2 herinandro no faharetany
📌 80.000ar ny droit, tsy misy écolage.
Mahazo Attestation sy/na certificat rehefa vita ny fihofanana .
------------------------
📌 Ivory Atsimo ampitan'ny Hôpitaly SALFA
🤙 0341986366

Rahampitso ny fotoan-tsika 🥰 👉Mbola tsy tara ny fisoratanao anarana ------------------------📌 Ivory Atsimo ampitan'ny Hô...
01/09/2026

Rahampitso ny fotoan-tsika 🥰
👉Mbola tsy tara ny fisoratanao anarana

------------------------
📌 Ivory Atsimo ampitan'ny Hôpitaly SALFA
🤙 0341986366

Toy izao ny fintina an-tsary ny   izay natao tany Toliara ny volana aout lasa teo 😍👉Mitohy ny fisoratana anarana ho ants...
31/08/2026

Toy izao ny fintina an-tsary ny izay natao tany Toliara ny volana aout lasa teo 😍

👉Mitohy ny fisoratana anarana ho antsika eto Fianarantsoa , andao hianatra 💻

------------------------
📌 Ivory Atsimo ampitan'ny Hôpitaly SALFA
🤙 0341986366

Tsy mba very mandeha isika rehefa manana traik'efa 😊👉Voalohany tokony hananana amin'izany ny fahaizana Informatique bure...
29/08/2026

Tsy mba very mandeha isika rehefa manana traik'efa 😊
👉Voalohany tokony hananana amin'izany ny fahaizana Informatique bureautique
💻 Andao hianarana ato amin'ny Fihary'Soft io e 😉
Fidirana : 26 aout 2026
⌚Faharetany : 1 volana
📌 ordinateur 1 mpianatra 1 mandritry ny fihofanana
📌 35000ar tsy misy écolage
📌Cours d'art oratoire sy design professionnel gratuit
🎓 Mahazo certificat rehefa mahavita fihofanana
------------------------
📌 Ivory Atsimo ampitan'ny Hôpitaly SALFA
🤙 0341986366

28/08/2026

🚨Manao boky? 🚨
👉👉Paik'ady mahomby tsara ho fantatra amin'ny fanatanterahana azy .

------------------------
📌 Ivory Atsimo ampitan'ny Hôpitaly SALFA
🤙 0341986366

Tonga ity ny fotoana ho antsika eto Fianarantsoa 🥰  Fidirana : 15 septembre  2026Ireto no programmes hianarana :☑️Compta...
27/08/2026

Tonga ity ny fotoana ho antsika eto Fianarantsoa 🥰


Fidirana : 15 septembre 2026
Ireto no programmes hianarana :
☑️Comptabilité générale
☑️Fiscalité
☑️Comptabilité informatisée
📌Logiciel sage omena antsika maimaim-poana mandritry ny fihofanana.
📌 2 herinandro no faharetany
📌 80.000ar ny droit, tsy misy écolage.
Mahazo Attestation sy/na certificat rehefa vita ny fihofanana .
------------------------
📌 Ivory Atsimo ampitan'ny Hôpitaly SALFA
🤙 0341986366

26/08/2026

Ankafaliana hatrany no handraisana ireto mpianatra vaovao anio 😍

Nb : Afaka misoratra anarana sahady ho amin'ny fidirana manaraka

------------------------
📌 Ivory Atsimo ampitan'ny Hôpitaly SALFA
🤙 0341986366

Address

Ivory Atsimo
Fianarantsoa
301

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 18:00

Telephone

+261341986366

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fihary Soft SARL posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Fihary Soft SARL:

Shortcuts

Share