Beloved Informatique

Beloved Informatique 𝑭𝑶𝑹𝑴𝑨𝑻𝑰𝑶𝑵 𝒆𝒏 𝑰𝑵𝑭𝑶𝑹𝑴𝑨𝑻𝑰𝑸𝑼𝑬
(en ligne et en salle)
_____𝑩𝑶𝑶𝑺𝑻 𝑷𝑨𝑮𝑬 & 𝑷𝑼𝑩_____

Formation en salle : English Center Ampasamasay (Fort-Dauphin)

Tandremo ihany ny fisakafoanana eo ankaiky ny ordinateur 🤔Iza no efa tratra ?
12/05/2026

Tandremo ihany ny fisakafoanana eo ankaiky ny ordinateur 🤔
Iza no efa tratra ?

11/05/2026

Platforme 6 tsara indrindra hianarana "technologie" maimaim-poana đź’»
👇👇👇

🎓 Mihena tsikelikely ny lanjan’ny diplôme… ary mbola maro no tsy vonona hanaiky izany.Tandremo anefa…Tsy hoe tsy ilaina ...
09/05/2026

🎓 Mihena tsikelikely ny lanjan’ny diplôme… ary mbola maro no tsy vonona hanaiky izany.

Tandremo anefa…

Tsy hoe tsy ilaina intsony ny diplĂ´me no tiana holazaina eto.

Fa niova izao tontolo izao.

Mbola betsaka ny olona mieritreritra amin’ilay fomba taloha hoe ny fananana diplôme dia efa ampy :
→ hahitana asa
→ hahazoana haja
→ hananganana ny ho avy

Fa amin’izao fotoana izao ?

Maro ireo diplômé mbola mitady asa mandritra ny taona maro.

Nefa misy olona sasany na dia tsy manana diplôme ambony aza....mahavita mamorona projet, miasa amin’ny Internet ary mahazo vola amin’ny fahaizany.

Ny marina anefa dia sarotra ekena izany

Tsy ampy intsony ny diplĂ´me irery satria ny entreprise sy ny olona ankehitriny mijery hoe :
→ inona no tena hainao
→ inona ny olana voavahanao
→ inona no efa vitanao na naorinao

Ankehitriny, tanora iray manana :
→ ordinateur
→ connexion Internet
→ discipline
dia afaka mianatra fahaizana maro izay mety tsy ampianarin’ny sekoly mihitsy aza.

⚠️ Fa misy zavatra lehibe tokony ho fantatra :
Tsy ny diplĂ´me no olana, fa ilay finoana hoe efa ampy ny fananana azy io.

Tsarovy anefa fa taratasy tsy misy compétence…dia taratasy ihany ary eo indrindra no olana ho antsika.

Nianatra izy…fa tsy namorona na nanandrana zavatra vaovao.

Nahavita examen izy… fa tsy nampivelatra izay fahaizana efa ananany sy nianarany.

Ireo olona tena mandroso sy matanjaka amin’izao fotoana izao dia matetika ireo mampifangaro :
🎓 diplôme + compétence + visibilité + fahaizana ary miova sy mifanaraka amin’ny vanim-potoana anefa izany.

Koa aza mijanona amin'ny fianarana fa mianara foana zava-baovao.

Raha ny hevitrao ? Aiza no malaky mahita asa, ny olona manana diplôme ve sa olona manana compétences nefa tsy manana diplôme ?

SORATO EO AMIN'NY KAOMENTERA DE AZA ADINO MANAO PARTAGE

08/05/2026

🎬 Application 4 tsara hanaovana montage vidéo

👇👇👇

Rehefa mampiasa EXCEL isika de matetika mahita an'ireo erreur ireo, mba lazao eo amin'ny kaomentera ary ny erreur mateti...
05/05/2026

Rehefa mampiasa EXCEL isika de matetika mahita an'ireo erreur ireo, mba lazao eo amin'ny kaomentera ary ny erreur matetika mahazo anao ? Ary inona ny dikan'iireo erreur ireo ?

/0!
?
!
!
/A
!
# # # # # # #
!

 English Center FORT-DAUPHIN AMPASAMASAY
04/05/2026


English Center FORT-DAUPHIN AMPASAMASAY



Reto koa zao ty raha malaza amin'ny fb ato amin'izao, ino va lahy ty anarany raha reto
29/04/2026

Reto koa zao ty raha malaza amin'ny fb ato amin'izao, ino va lahy ty anarany raha reto

28/04/2026

Les différents ports d’un ordinateur

👇👇👇👇

A : inona kay no tokony hatao fa misy an'io ny WhatsApp-koB : Problème mise à jour ioA : Ka efa nataoko mise à jour anie...
27/04/2026

A : inona kay no tokony hatao fa misy an'io ny WhatsApp-ko

B : Problème mise à jour io

A : Ka efa nataoko mise Ă  jour anie io

B : Andramo désinstaller-na aloha de avy eo installe-o indray

A : Ka efa nataoko daholo anie Zay fa mbola tsy mety

B : Mba andramo maka ao amin'ny google indray hoe

A : Efa tsy misy tsy ho nataoko izany rehetra zany fa mbola tsy mety

B : Mba soloina numéro hafa indray hoe

A : Tena efa nataoko fa mbola tsy mety

B : Mety problème téléphone-nao zany satria ilay téléphone no misy olana

A : Zany ve, de tsy maintsy hividy phone hafa indray zany

Iza koa mahita torohevitra hafa ankoatran'ireo voalaza reo ?

25/04/2026

Tsy azo atao ny mametraka ordinateur eo ambony fandriana na ondana

24/04/2026

Salama Beloved
Inona ny IA tena tsara raha hanamboatra mémoire azafady
lazao eo amin'ny kaomentera izay fantatrao

Address

AMPASAMASAY
Fort-Dauphin
614

Telephone

+261348192418

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Beloved Informatique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Beloved Informatique:

Share