AfterWork VIP 501

AfterWork VIP 501 cabaret Open Scène��
Tous les WEEK-END
à partir de 17h00 jusqu'à 23h00

🔥 Snack Bar Classe indrindra ao Toamasina. 🥂 Ambiance VIP, sécurité 🔐
🍹 Détente Classe & Musique Live.
☺️Week-end en vibes cabaret open mic 🤗

Snack Bar - CoWorking - CyberCafé
LOCATION / PRIVATISATION SALLE 🥰

Aza misaondraondra amin'ny tambazotra! 🚫📲Ny tena misy eto an-tany dia eto AfterWork VIP 501 . 🔥Tonga ny fotoana hihaonan...
02/09/2026

Aza misaondraondra amin'ny tambazotra! 🚫📲

Ny tena misy eto an-tany dia eto AfterWork VIP 501 . 🔥

Tonga ny fotoana hihaonana amin'ireto mpanakanto ankafizinao ireto.
Vonona ny hanafana ny hariva anareo? 🎙️🎸

🎤 Miaraka amin'ny: ITOKIANA sy Juju Manitra
🗓️ ZOMA 04 SEPTAMBRA 2026
⌚ Manomboka amin'ny 6 ora hariva (18H00)
📍 Toerana: AfterWork VIP 501 boulevard augagneur Station Jovenna Jacarandas

Aza hadino ny manao famandrihana satria ny sary fotsiny no mahalasa saina, ny tena izy kosa dia eto! 😉✨

"

28/08/2026
ELITE Communication 🙏🎤🎸
21/08/2026

ELITE Communication 🙏🎤🎸

Misy tsara mihintsy ka!!!!!!!Aza tara fa hafana be izy ty🎸🎤📢
20/08/2026

Misy tsara mihintsy ka!!!!!!!
Aza tara fa hafana be izy ty🎸🎤📢

🔥 Aty kely loha maso fa   be izao zareo ny eo amin’ny open scène zany fa tsy valiana intsony ! 🔥Miandry anao ao amin'ny ...
12/08/2026

🔥 Aty kely loha maso fa be izao zareo ny eo amin’ny open scène zany fa tsy valiana intsony ! 🔥
Miandry anao ao amin'ny AfterWork VIP 501 Juju Manitra & ITOKIANA Raiso ny micro 🎤

📅 Zoma 14 Aogositra 2026
⏰ Manomboka amin'ny 18h 🎶🎸

Fialam-boly 100% live no miandry anao.
Antsoy haingana ny namanao hanao famandrihana:
📞 034 74 979 96

   -end
07/08/2026

-end

Ahoana ny fijerinareo an'i Juju Manitra  bandy guitariste antsika io ry zareo? 🤔🎸 Ny sasany milaza hoe mitendry tsara, f...
05/08/2026

Ahoana ny fijerinareo an'i Juju Manitra bandy guitariste antsika io ry zareo? 🤔🎸
Ny sasany milaza hoe mitendry tsara, fa ny hafa indray miady hevitra satria hono hoe tohizo ehhhh! 😅

Na mitady hiala voly fotsiny ianao, hanao na mitady olona mpiara-mitehy, na koa te hiara-hiomehy amin'ny namana besantsa, tsy adino... dia eto amin'ny AfterWork VIP 501 no toerana mety amin'ny faran'ny herinandro ity, 07 Août amin'ny ary Entrée libre! 🥂✨

Tongava miaraka amin'ny bandy na ny sipa tianao hosedraina eto aminay! 🤭
Inona ny hevitrao, marina ve izany sa tsia? Lazao eo amin'ny fanehoan-kevitra! 👇🔥

🎸🔥🎤🥂✨

‼️JEUDI MAGNIFIQUE POUR CETTE SEMAINE Ne manquez pas Juju Manitra en live pour une session     inoubliable ! 🎤🎸Venez vib...
30/07/2026

‼️JEUDI MAGNIFIQUE POUR CETTE SEMAINE

Ne manquez pas Juju Manitra en live pour une session inoubliable ! 🎤🎸

Venez vibrer au rythme de la bonne musique dans une ambiance chaleureuse et élégante.

📅 Date : soir, Jeudi 30 Juillet

🕒 Heure : À partir de 18H

📍 Lieu : AfterWork VIP 501 Boulevard Augagneur

Au programme : Live music, délicieux cocktails, VIP lounge et good vibes garanties !
Votre prend une autre dimension. Venez nombreux ! 🥂🎶

28/07/2026

🔥 🎤 FIODINANA KELY: TSY AMIN'NY ZOMA FA AMIN'ITY ALAKAMISY ITY E! 🎶

Tapaka ve ny fandaharanareo?
fotsiny fa nisy fiovana kely ny andro, fa ilay mafana be sy nandrasanareo dia nafindra ho amin'ity izao!

Koa vonona ny hiala voly, hihira, ary handany hariva mahafinaritra ve ianareo?

Daty vaovao: Alakamisy 30 Juillet 2026

Toerana: Eto amintsika ihany e! AfterWork VIP 501 boulevard Augagneur route Pompier

Ora : 06 ora hariva

Avia fa miandry anao eto izahay, aza avela handalo fotsiny ny fotoana! ✨

-end

Address

Boulevard Augagneur Face Gendarmerie , Route Pompier (entre Jovenna Jacarandas Et Happy End)
Toamasina
501

Opening Hours

Monday 08:30 - 21:00
Tuesday 08:30 - 21:00
Wednesday 08:30 - 21:00
Thursday 08:30 - 21:00
Friday 08:30 - 00:00
Saturday 10:00 - 00:00

Telephone

+261327497996

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AfterWork VIP 501 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to AfterWork VIP 501:

Shortcuts

Share

Category