16/02/2026
Projection R+3 Part III – Antananarivo | Ho fanohanana ireo mpianatra ao amin’ny Université de Toamasina
Faly izahay mampahafantatra fa namaly sahady ny fangatahana avy amin’ny Université d’Antananarivo ! 🙌
📍 Salle : Amphi Q1, Faculté des Sciences, Antananarivo
🕙 Heures : 10 h – 14 h – 16 h
💸 Paf : 10 000 Ar
Date : Samedi, 21 février 2026
Marihina fa ny recettes rehetra azo amin’izany dia ientina hanampina ireo mpianatra any Toamasina izay amin’ny alalan’ny fividianana kit universitaires (cahier, stylo, …) nony fandalovan’ny cyclone izay niteraka fahasimbana lehibe, indrindra teo amin’ny tontolon’ny fanabeazana !
Tongava maro ! Iento ny namanao ! Sady miala voly mijery film no manampy ny mpianatra namatsika ! Andao ifanohana ❤️🙏🏾
Les Infos de l'Université d'Antananarivo
Université de Toamasina Officiel