13/08/2026
FORMATION IZAY NATAO AMBANY INDRINDRA ARARAOTY AMIZAO.
LEMUR NINTSIKA IABY!
📢 MANENTANANA HO AN’NY MPIANATRA! 🎓🗺️💻🌍 🗺️
🚀 FORMATION SIG – 5 Joirs
FORMATION💻 INFORMATIQUE DE BASE & MISE EN PAGE DE MÉMOIRE – 3 Jours
Te hanatsara ny fahaizamanao amin’ny informatique, hahay hampiasa tsara ny fitaovana nomerika ary hahafehy ny SIG (Système d’Information Géographique) ve ianao?
👉 Aza adino ity fiofanana ity!
🌍 SIG – Mandritra ny 5 andro Hianarana amin’ny fomba azo ampiharina ny fototra sy ny fampiasana ny SIG. Araraoty fa amin'ny taona ho avy koa misy.
💻 INFORMATIQUE DE BASE & MISE EN PAGE DE MÉMOIRE – 3 andro
Hianarana: ✅ Fampiasana ordinateur amin’ny fomba mahomby
✅ Word sy ireo fitaovana fototra ilaina amin’ny fianarana
✅ Mise en page professionnelle
✅ Numérotation des pages
✅ Table des matières automatique
✅ Pagination sy styles
✅ Fandaminana mémoire universitaire
✅ Fampidirana tableaux, figures ary références
🎯 TANJONA: Hanome fahaiza-manao azo ampiharina sy tena ilain’ny mpianatra amin’ny fianarana, fikarohana indrindra eo fiomanana Memoire
🔥 Aza mijery fotsiny fa mandraisa anjara!
Ny fahalalana azonao androany no mety ho fitaovana hanorina ny fahombiazanao rahampitso.
Ndao antsika ifanampy amin'ny fianarana ety amin'ny Université , LEMUR mitsinjo mpianatra.