23/08/2026
Izaho koa afaka bac (tapany 3.0).
NY TSARA HO FANTATRAREO MPIANATRA VAO AFAKA BAC.
Indrindra ny eo @ lafiny depense ataony Ray amandreninareo mifanesisesy manomboka izao.
Raha nataotsika izany ny tombatombana. Dia iray na roa volana aorian'ny nafahanareo Mpianatra BAC dia eo vao tena fotoana tena MAHAVAKY LOHA indrindra.
Ho anareo sy ho an'ny Ray amandreninareo. Mandinika ny ahitana an'io vola tsy be nefa tsy kely io.
Mandany manodidina eo @ totaly: 515 000ar +240 000ar =755 000ar.
Mila manomana vola manodidina ny 1 000 000ar izany ny Ray amandreninareo ao anatin'ny roa na telo na efatra volana mifanesy.
Mba efa nodinihanareo anefa hoe manao akory ny fidiram-bolan'ny Ray amandreninareo?
Marina izany, efa fantatrareo tsara ny valiny.
FA HOY IZAHAY ato@ CENTRE DE FORMATION en INFORMATIQUE ANTENA eto Vangaindrano hoe azo ahena tsikelikely io depense io, ary lasa maivana dia maivana rehefa amin'ny farany.
Ohatra hoe dieny anao vao nahazo BAC zao dia mianara aloha INFORMATIQUE ato aminay ianao. Ato koa anie ianao afaka atoronay ny momba ny fianarana eny @ oniversite eeee! Satria ao @ page Facebook aby amin'izao ny fanamparitahana ny affichage n'ireo avis de pré-inscription isakiny établissement universitaire amin'izao e. IANAO ANEFA OMENAY CONNEXION WIFI GRATUIT.
Ny fianaranareo informatique ato aminay dia tsy mahasakana anao handeha hiakatra vetivety any @ oniversite haka ny diplôme nao, hanao pré-inscription, hanao concours, sns.
Vao vitanao ny dianao any dia mbola afaka miverina soamatsara eto ANTENA ianao manohy ny fianaranao informatique.